Sora-miafina amin'ny fanidy abaribary: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''sora-miafina amin'ny fanidy abaribary''' (anglisy: ''public key cryptography'', frantsay: ''cryptographie à clef publique'') dia fomba fanafenan-kafatra fampia... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 7 Novambra 2015 à 22:18

Ny sora-miafina amin'ny fanidy abaribary (anglisy: public key cryptography, frantsay: cryptographie à clef publique) dia fomba fanafenan-kafatra fampiasa amin'ny kajimirindra, indrindra amin'ny tranonkala izay mety mampiasa fifandraisana atao sora-miafina toa ireo tranonkala fivarotan'entana ary mandray vola amin'ny alalan'ny fangalàna ireo laharan-kara-pandoavan'ny mpanjifany amin'ny Aterineto.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.