Venosy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 169 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q313 (translate me)
k →‎Rohy ivelany : All info is kept in Wikidata, removed: {{Link FA|bg}} (4) using AWB (10902)
Andalana faha-28: Andalana faha-28:


[[Sokajy:Fajiry]]
[[Sokajy:Fajiry]]

{{Link FA|bg}}
{{Link FA|bs}}
{{Link FA|cs}}
{{Link FA|de}}

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Aprily 2015 à 08:08

Venosy

Venosy dia ny fajiry faharoa mihodikodina manodidin'ny manodidin'ny Masoandro. Ny halavirany amin'ny masoandro dia 108 tapitrisa kilometatra. Noho ny hatevin'ny sosondrivony ary noho ny fahafahany mitazona ny hafanana, dia eo amin'ny 465°C hatramin'ny 490°C ny mari-pana eo amin'ny troposferan'ilay fajiry.

Ny tsindry amin'ny faritra ambanin'ny troposfera dia eo amin'ny 92 bar (in-92 ny tsindrin'ny soson-drivotry ny tany), 95% ny tahan'ny diôksida karbônan'ilay soson-drivotra.

Ny herin-kazavany dia eo -4,6.

Rohy ivelany

Ireo fajirin'ny Masoandro
MerkioraVenosyTanyMarsaJopiteraSatorinaOranosyNeptona
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.