Rindrin'i Berlin: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Addbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 95 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q5086 (translate me)
k All info is kept in Wikidata, removed: {{Link FA|fr}} using AWB (10902)
Andalana faha-7: Andalana faha-7:
[[Sokajy:Tantara]]
[[Sokajy:Tantara]]
[[Sokajy:Alemaina]]
[[Sokajy:Alemaina]]

{{Link FA|fr}}

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Aprily 2015 à 08:06

Ny alin'ny 12 aogositra 1961 no nananganan'ny Repoblika Demokratikan'i Alemaina ny rindrin'i Berlin, mba hampitsaharana ny fifindran'ireo mponina ao ho any amin'ny Repoblika Federalin'i Alemaina. Ny Fifanarahan'i Varsovie dia isan'ny nanome vahana ny fananganana io "rindrina" io, satria ho an'i Alemaina atsinanana dia fiarovany amin'ny fanafihana sy mety ho fidirana an-keriny ataon'ny tafika avy ao andrefana izy io.

Tsy rindrina fe rindrina fotsiny anefa, fa voaaro amin'ny herin'aratra, sy arovan'ireo mpiambina izay afaka manao fisafoana tsy miato noho izy rindrina natao azo ivezivezena.

Maro tamin'ireo nandositra avy any atsinanana no namoy ny ainy teo amin'io rindrina io, satria tsy mba nitsitsy ireo mpiambina nahatratra fa tonga dia nitifitra.