Angôvo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 120 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q11379
k →‎Jereo koa : All info is kept in Wikidata, removed: {{Lien BA|is}} using AWB (10902)
Andalana faha-9: Andalana faha-9:
* [[angôvo fosily]]
* [[angôvo fosily]]
[[Sokajy:Angôvo|*]]
[[Sokajy:Angôvo|*]]

{{Lien BA|is}}

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Aprily 2015 à 08:04

Ny angôvon'ny masoandro. Refesina amin'ny Watt isaky ny metatra efa-mira.

Ny angôvo dia fahafahan'ny sistema iray manova ny endrika, manao asa mampisy hetsika, hazavana na hafanana.

Ny angôvo ao amin'ny mari-drefy iraisam-pirenena dia refesina amin'ny Joule. Kilowatt-ora no ampaisaina rehefa amin'ny fiainana mandavanandro, ary elektirôna-volt no ampiasaina amin'ny fizika. Azo afamadibadihana ireo mari-drefy ireo amin'ny alàlan'ny tsy miova. Tsindraindray koa ampiasaina ny taonin-tsolika manakaiky.

Jereo koa