Twitter: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
TokyGerard (dinika | fandraisan'anjara)
Trad
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
TokyGerard (dinika | fandraisan'anjara)
Modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
{{confusion|Tweeter}}
Tsy afangaro amin'ny [[Tweeter]]
{{Orinasa
{{infobox Orinasa
| couleur boîte = 3aaae1
| loko=3aaae1
| anarana = Twitter
| anarana= Twitter
| logo = Twitter Bird.svg
| logo= Twitter Bird.svg
| upright = 0.5
| upright= 0.5
| slogan = {{lang|mg|Inona no vaovao ? - Fantaro izay zavatra mitranga eo amin'ny fiainan'ny olona manan-danja aminao - Araho ireo mahaliana anao}}
| slogan= Inona no vaovao ? - Fantaro izay zavatra mitranga eo amin'ny fiainan'ny olona manan-danja aminao - Araho ireo mahaliana anao
| forme juridique =
| forme juridique =
| action ={{NYSE|TWTR}}
| action ={{NYSE|TWTR}}
Andalana faha-33: Andalana faha-33:
| capitalisation boursière =
| capitalisation boursière =
| site web = [https://twitter.com/ twitter.com]
| site web = [https://twitter.com/ twitter.com]
| date de mise à jour = 2 février 2012
| date de mise à jour = 2 février 2012}}
}}

'''Twitter''' dia fitaovana afahana manao [[microblog]]age, tantanan'ny [[Entreprise privée|orinasa]] Twitter Inc. Izy dia afahan'ny mpampiasa mandefa hafatra fohy maimaimpoana, antsoina hoe ''tweets'' (« gazouillis »), amin'ny alalan'ny [[internet]], na [[messagerie instantanée]] na koa [[Short Message Service|SMS]]. Ireo hafatra ireo dia voafetra ho 14 [[Caractères (informatique)|lohalo]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Febroary 2015 à 09:16

Tsy afangaro amin'ny Tweeter Endrika:Infobox Orinasa

Twitter dia fitaovana afahana manao microblogage, tantanan'ny orinasa Twitter Inc. Izy dia afahan'ny mpampiasa mandefa hafatra fohy maimaimpoana, antsoina hoe tweets (« gazouillis »), amin'ny alalan'ny internet, na messagerie instantanée na koa SMS. Ireo hafatra ireo dia voafetra ho 14 lohalo.

Twitter dia noforonona ny 21 martsa 2006 izay notontosain'i Jack Dorsey, Evan Williams, Biz Stone ary Noah Glass, naseho ampahibemaso ny volana jolay tamin'io taona io ihany. Vetivety ihany ilay tranokala dia nalaza, izay nanambatra mampiasa hatramin'ny 500 tapitrisa maneran-tany ny febroary 2012[1], mpampiasa 200 tapitrisa eo no eo dia mampiasa Twitter in-dray fara-fahakeliny ao anatin'ny iray volana[2].

Ny fohiben'ny Twitter Inc. ao États-Unis, San Francisco. L'entreprise dispose de bureaux supplémentaires et de serveurs informatiques à New York.

Rohy hafa

  1. Journal du Net (2012), lohateny Twitter dia tokony hiaotra ny mpampiasa 500 tapitrisa amin'ny faran'ny volana febroary
  2. Supplément (Supplementary Information Appendix for Links that speak: The global language network and its association with global fame) . novikarin'i Shahar Ronen, Bruno Gonçalves, Kevin Z. Hu, Alessandro Vespignani, Steven Pinker, César A. Hidalgo (PDF, 27 p)