Albert Einstein: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: ne:अलबर्ट आइनस्टाइन् |
k Rôbô Nanampy: rue:Альберт Ейнштейн |
||
Andalana faha-127: | Andalana faha-127: | ||
[[ro:Albert Einstein]] |
[[ro:Albert Einstein]] |
||
[[ru:Эйнштейн, Альберт]] |
[[ru:Эйнштейн, Альберт]] |
||
[[rue:Альберт Ейнштейн]] |
|||
[[sah:Альберт Эйнштейн]] |
[[sah:Альберт Эйнштейн]] |
||
[[sc:Albert Einstein]] |
[[sc:Albert Einstein]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Janoary 2011 à 14:32
I Albert Einstein, teraka tamin'ny 14 Martsa 1879 tany Ulm, Wurtemberg izy ary maty tamin'ny 18 Aprily 1955 tany Princeton, New Jersey, olom-pirenena Alemana (1896), tsy nitondra zom-pirenena (1901), ary tery aoriana, soisa sy amerikana (1940).
Nahazo loka Nobel fizika izy tamin'ny 1921 tamin'ny fanazavany ny vokatra fôtôelektrika. Ny asa tena hahafantaran'olona azy dia ny raikitra E=mc2 mampifandray ny zavatra sy ny angôvo anaty rafitra iray.