Rafi-masoandro: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-78: Andalana faha-78:


=== Rafitry ny masoandro anaty ===
=== Rafitry ny masoandro anaty ===

Ny Rafitry ny asoandro ia manonona ny faritra eo antenantenan'ny Masoandro ary ny fehin'asterôida, izay ahitana silikaty ary metaly. Mbola kely noho ny halaviran'i Jopitera ary Satorina ny halaviran'i zavatra akaiky indrindran'ny fehin'asterôida amin'ny Masoandro.

=== Rafitry ny masoandro ivelany ===
=== Rafitry ny masoandro ivelany ===
=== Faritra lavitra ===
=== Faritra lavitra ===

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Janoary 2015 à 15:26

Rafitry ny masoandro

Ny rafitry ny masoandro dia vondrom-pajiry ahitana kintana iray na maro, ny Masoandro. Ny rafitry ny masoandrontsika dia ahitana fajiry valo ary volana 175, fajiry madinika dimy ary zavatra madinika an-davitrisany.

Fiantsoana

Araky ny fanapahan-kevitra nataon'ny Vondron'ny hainkintana iraisam-pirenena tamin'ny 24 Aogositra 2006, dia voasokajy anaty sokajy telo ny zavatra ara-kainkintana misoridala-manodidin'ny Masoandro : ny fajiry (na planeta), fajiry madinika, ary ny zavatra madinika.

Firafitra ary mpanorina

Ny singa lehibe indrindra ao amin'ny rafitry ny masoandro dia ny Masoandro, izay 99,85%-n'ny lanja fantatry ny rafitry ny masoandro, ary izay manjaka ny rafitra amin'ny lafin'ny vesa-jaka. 99%-n'ny lanja manontolon'ny lanja sisany ny fajiry etona lehibe.

Halavirana ary mari-drefy

Refy ara-kainkintana (AU, avy amin'ny teny anglisy «astronomical unit») 1 ny halaviran'ny Tany amin'ny Masoandro. Arak'izany dia 0,0047 AU ny savaivon'ny Masoandro. 5,2 AU amin'i Masoandro ny halaviran'i Jiopitera, Neptiona izay fajiry lavitra indrindra amin'ny Masoandro dia manana halavirana 30 AU (4,5 miliara km).

Refy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanaKometan'i HalleyMasoandroEris (fajirymadinika)Makemake (fajirymadinika)Haumea (fajirymadinika)PliotôCeres (fajirymadinika)NeptionaOranosySatorinaJiopiteraMarsaTanyVenosyMerkioraHalava ara-kainkintanaRefy ara-kainkintanafajiry madinikafajiry madinikaKometaFajiry


Rafitry ny masoandro anaty

Ny Rafitry ny asoandro ia manonona ny faritra eo antenantenan'ny Masoandro ary ny fehin'asterôida, izay ahitana silikaty ary metaly. Mbola kely noho ny halaviran'i Jopitera ary Satorina ny halaviran'i zavatra akaiky indrindran'ny fehin'asterôida amin'ny Masoandro.

Rafitry ny masoandro ivelany

Faritra lavitra

Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.