Radama Voalohany : Fahasamihafan'ny versiona roa

Sauter à la navigation Sauter à la recherche
tsy misy ambangovangom-panovana
'''Radama Voalohany''' na '''Radama I''' izay teraka tamin'ny 1793 tamin'ny anarana Ilaidama ary maty ny 27 Jolay 1828 dia mpanjaka malagasy Merina nanomboka tamin'ny 1810 hatramin'ny taona 1828. Zanak'i [[Andrianampoinimerina]] izy ary nataony mpandova fanjakana.
 
== Tantaram-piainana ==
Taorian'ny nahafatesan'ny rainy tamin'ny 1810 dia lasa nananfika (ary nahomby ny fanafihana) ny bezanozano, ny sihanaka ary ny tanin'andriana betsileo izay nihevitra fa afaka nanararaotra ny tsifananany traikefa amin'ny politika i Radama. Voaporofo araka ny fahombiazany ny herin' Imerina ary ny fanatanterahana ny sitra-pon'ny rainy («Ny ranomasina no valamparihiko») sisa no zavatra hatao mba ahafahany mifandray amin'ny firenena eoropeana. Ny Fanjakana Mitambatra no voalohany manohana azy.
 
== Jereo koa ==

Meny fitetezana