Fiteny romaniana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: gag:Romın dili
Andalana faha-69: Andalana faha-69:
[[fy:Roemeensk]]
[[fy:Roemeensk]]
[[ga:An Rómáinis]]
[[ga:An Rómáinis]]
[[gag:Romın dili]]
[[gd:Ròmainis]]
[[gd:Ròmainis]]
[[gl:Lingua romanesa]]
[[gl:Lingua romanesa]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Novambra 2010 à 03:33

  
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Endrika:Infobox Language Ny fiteny romana (limba română /'limba ro'mɨnə/ na româneşte /ro'mɨneʃte/) dia teny ofisialin'i Romania. Io fiteny io dia teny voasintona avy amin'ny teny latina (teny indô-eorôpeanina). Misy olona 30 tapitrisa no miteny romana, indrindra any Romania (limba română /'limba ro'mɨnə/) sy any Moldavia (limba moldovenească /'limba mol'doveněaskə/).

Avy any amin'ny latina ny 80%n-ny ten'ny fiteny romana. Misy teny 60 na 300 eo ny teny avy any amin'ny fiteny tirasy. Misy 10 na 15% eo no avy any amin'ny fiteny slavy (Rosy, Poloney sns.)