Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Correction de fautes
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana avy amin'ny rindrankajy am-pinday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
* Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.
* Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.


* Afaka manova takalaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara <sub>{{'|au top}}</sub>) eto amin'ity wikipedia ity.
* Afaka manova takelaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara <sub>{{'|au top}}</sub>) eto amin'ity wikipedia ity.


* Mandehana any amin'ny {{w|bistro}} rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny {{w|mpandrindra}} eto amin'ny wikipedia.
* Mandehana any amin'ny {{w|bistro}} rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny {{w|mpandrindra}} eto amin'ny wikipedia.

Endrik'io pejy io tamin'ny 17 Desambra 2014 à 12:00

  • Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.
  • Afaka manova takelaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara « au top ») eto amin'ity wikipedia ity.
  • Mandehana any amin'ny bistro rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny mpandrindra eto amin'ny wikipedia.

Afaka ovain'ny « internaute » avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony[1]. Afaka ampiasaina ny Kianjam-pasika rehefa manandrana ny syntaxe wiki ; Azo ampiasaina ihany koa ny pejinao raha tianao.

= ┌────────────────────────────────────────────────────────────────────────┐

│ Lahatsoratra - Dinika - Ovay   - Tantara  ...  ...        
├───────────────────────── ^ ──────────── ^ ─────────────────────────────┤
│        Afaka manova ny            │ Afaka manaraka ny                  │
│     Takelaka rehetra ianao        │  fanovàna rehetra ianao            │

├────────────────────────────────────────────────────────────────────────┤ └────────────────────────────────────────────────────────────────────────┘ =

Tsindrio ny rohy [ Ovao ]

Modifier = Ovao

Rehefa te-hanova lahatsoratra/pejy eto amin'ny wikipedia, mandehana any amin'ilay pejy dia tsindrio ilay onglet [ Ovao ].

Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy

modifier = Ovay
modifier = Ovay

Afaka manindry ny rohy [ ovay ] eo amin'ny fizaràna (section) koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina.

Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny , ', [[ na ]]. Io ny syntaxe wikipedia, io ny manao mise en forme ny lahatsoratrao.

Hitanao eo ambon'ny toerana anoratana fa misy barre d'outils manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : Soratra matavy, Sora-mandry, rohy lohateny sns.

SARY

  1. Tsy afaka ovaina ny pejy manokana sy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba