Empira Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3: Andalana faha-3:
Ny '''Empira Romana''' (amin'ny teny latina : ''Imperium romanum'') dia ny empira lehibe indrindra tamin'ny [[Taona Taloha]]. Ny renivohiny dia Roma ary mifototra amin'ny tany manodidin'ny [[Ranomasina Mediteranea]] ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin'ny 27 TJK hatramin'ny fanonganana ny emperora farany tamin'ny taona 476 ny Empira Romana.

Ny Empira no sokajy fahatelon'ny [[Roma Taloha]]. Taona fahapanjaka ny voalohany, [[Repoblika Romana|faharepoblika]] ny faharoa ary fahaempira ny sokajy fahatelo.
Ny Empira no sokajy fahatelon'ny [[Roma Taloha]]. Taona fahampanjaka ny voalohany, [[Repoblika Romana|faharepoblika]] ny faharoa ary fahaempira ny sokajy fahatelo.

Ny teny ofisialin'ny Empira romana dia teny latina. Na dia izany aza, nitazona ny [[fiteny grika taloha]] ho fiteny ofisialy miaraka amin'ny fiteny latina ny faritra atsinanan'ny empira.
Ny teny ofisialin'ny Empira romana dia teny latina. Na dia izany aza, nitazona ny [[fiteny grika taloha]] ho fiteny ofisialy miaraka amin'ny fiteny latina ny faritra atsinanan'ny empira.

Endrik'io pejy io tamin'ny 5 Aogositra 2014 à 12:33

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Empira Romana (amin'ny teny latina : Imperium romanum) dia ny empira lehibe indrindra tamin'ny Taona Taloha. Ny renivohiny dia Roma ary mifototra amin'ny tany manodidin'ny Ranomasina Mediteranea ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin'ny 27 TJK hatramin'ny fanonganana ny emperora farany tamin'ny taona 476 ny Empira Romana.

Ny Empira no sokajy fahatelon'ny Roma Taloha. Taona fahampanjaka ny voalohany, faharepoblika ny faharoa ary fahaempira ny sokajy fahatelo.

Ny teny ofisialin'ny Empira romana dia teny latina. Na dia izany aza, nitazona ny fiteny grika taloha ho fiteny ofisialy miaraka amin'ny fiteny latina ny faritra atsinanan'ny empira.

Naharitra dimanjato taona ny faritra andrefan'ny Empira Romana. Ny faritra atsinanaa izay ahitana an'i Grisy, Torkia dia mbola naharitra arivo taona mihoatra. Taorian'ny fitotonganan'ny empira romana tandrefana dia laza Empira Bizantina no anaran'ilay empira romana tatsinanana, ary Konstantinopla no renivohiny.

Tantara

     Repoblika Romana      Empira Romana      Empira Romana Tandrefana      Empira Romana Tatsinanana