Filankevi-Pilaminan' ny Firenena Mikambana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana''' dia ny vatana mpampihatra ao amin'ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin'ny fitazomana ny fan... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana''' dia ny vatana mpampihatra ao amin'ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin'ny fitazomana ny fandriam-pahalemana ary ny filaminana iraisam-pirenena izy io araky ny [[Dinan'ny Firenena Mikambana]] ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriam-pahalemana, ny fametrahana sazy iraisam-pirenena ary ny fanafihana.
Ny '''Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana''' dia ny vatana mpampihatra ao amin'ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin'ny fitazomana ny fandriam-pahalemana ary ny filaminana iraisam-pirenena izy io araky ny [[Dinan'ny Firenena Mikambana]] ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny [[fandriampahalemana]], ny fametrahana [[sazy iraisam-pirenena]] ary ny [[fanomezan-dalàna hanafika]].


== Firenena mpikambana ==
== Firenena mpikambana ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 7 Mey 2014 à 22:38

Ny Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana dia ny vatana mpampihatra ao amin'ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin'ny fitazomana ny fandriam-pahalemana ary ny filaminana iraisam-pirenena izy io araky ny Dinan'ny Firenena Mikambana ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriampahalemana, ny fametrahana sazy iraisam-pirenena ary ny fanomezan-dalàna hanafika.

Firenena mpikambana

Firenena mpikambana 5 manan-jo fanoherana
Firenena Vondrona Masoivoho
 Sina Azia-Pasifika Liu Jieyi
 Etazonia Eoropa andrefana ary hafa Samantha Power
 Frantsa Eoropa andrefana ary hafa Gérard Araud
 Fanjakana Mitambatra Eoropa andrefana ary hafa Mark Lyall Grant
Rosia Eoropa atsinanana Vitali Churkin


Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.