Fiteny malay: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7: Andalana faha-7:

Ny '''fiteny malay''' dia fiteny aostronezianina izay tenim-pirenen'i [[Malaizia]], [[Indonezia]] ary [[Boroney]]. Anisan'ny teny fisialin'i [[Singapaoro]] ihany koa ilay fiteny, na dia tsy fiteny iombonana intsony aza. Efapolo tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay, izay hita eo amin'ny manodidin'ny [[fahateren'i Malacca]], ary ny amorontsiraky ny nosy [[Borneo]] ary ny faritra atsinanan'i [[Sumatra]]. Noho ny sata ofisialiny dia mahery ny roanjato tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay (raha isaina ao anatin'izay ny isan'ireo olona mahay miteny indonezianina).

[[sokajy:fiteny]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Janoary 2014 à 12:10

Malay
Bahasa Melayu

Isan'ny mpiteny 25 tapitrisa (ao Malaizia) 250 tapitrisa (raha atambatra amin'ny fiteny indonezianina)
Faritany  Boroney,  Indonezia,  Malaizia,  Filipina,  Singapaoro,  Tailandy
Sata Teny ofisialy any Malaizia, Singapaoro ary Indonezia

Ny fiteny malay dia fiteny aostronezianina izay tenim-pirenen'i Malaizia, Indonezia ary Boroney. Anisan'ny teny fisialin'i Singapaoro ihany koa ilay fiteny, na dia tsy fiteny iombonana intsony aza. Efapolo tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay, izay hita eo amin'ny manodidin'ny fahateren'i Malacca, ary ny amorontsiraky ny nosy Borneo ary ny faritra atsinanan'i Sumatra. Noho ny sata ofisialiny dia mahery ny roanjato tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay (raha isaina ao anatin'izay ny isan'ireo olona mahay miteny indonezianina).