Fiteny malay: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Aucun résumé des modifications
k nanova ny anaran'i Fiteny Malay ho Fiteny malay i Jagwar
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Septambra 2013 à 18:12

malay
Bahasa Melayu

Isan'ny mpiteny 25 tapitrisa (ao Malaizia) 250 tapitrisa (raha atambatra amin'ny fiteny indonezianina)
Faritany  Boroney,  Indonezia,  Malaizia,  Filipina,  Singapaoro,  Tailandy
Sata Teny ofisialy any Malaizia, Singapaoro ary Indonezia


Ny fiteny malay (bahasa Melayu na بهاس ملاي amin'ny soratra jawi) dia fiteny fiteny Aostrônezianina, ary tenim-pirenena n'i Malaizia.

Malay ny anaran'ny fiteny maro (fiteny malay) mitovy endrika.