Fiteny amharika: Fahasamihafan'ny versiona
k Rôbô Nanampy: be:Амхарская мова |
k Rôbô Nanova: vi:Tiếng Amhara |
||
Andalana faha-168: | Andalana faha-168: | ||
[[ug:ئامخارا تىلى]] |
[[ug:ئامخارا تىلى]] |
||
[[uk:Амхарська мова]] |
[[uk:Амхарська мова]] |
||
[[vi:Tiếng |
[[vi:Tiếng Amhara]] |
||
[[yo:Èdè Àmháríkì]] |
[[yo:Èdè Àmháríkì]] |
||
[[zh:阿姆哈拉语]] |
[[zh:阿姆哈拉语]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Septambra 2010 à 17:54
Ny fiteny amharika dia fiteny ao amin'ny vondrom-piteny semitika tenenina any Etiopia. Izy io dia fiteny semitika faharoa amin'ny lafin'ny isan'ny mpiteny, eo aorian'ny fiteny arabo. Noho ny politika mikasika ny fiteny talohan'ny fahalatsahan'ny Defg, ampiasain'ny ankaeazan'ny mponina any Etiopia ilay fiteny, ary ny mpiteny azy ireo dia na manana azy tenin-dreny, na manana azy ho fiteny faharoa nianarana na fiteny ampiasaina eny ivelany. Any Etiopia, fiteny ampiasaina eny amin'ny fandraharahana ny fiteny amharika.
Tsy manana sata ofisialy intsony ny fiteny amharika tamin'ny firenena nampihatra ny Lalampanorenan'ny 1994, nanambara ny andininy faha 5-1 fa mitovy sata avokoa ny fiteny tenenina ao Etiopia. Kanefa ny andininy faha 5-2 dia milaza fa teny fiasan'ny governemanta federaly ny fiteny amharika.
Any ivelan' Etiopia, ny fiteny amharika dia tenenin'ny mponina miisa 2,7 tapitrisa miaina any Ejipta, any Israely, any Jibodia, any Yemen, any Sodàna, na koa any Soeda (tenenin'ny mponina vitsivitsy, matetika avy any Etiopia ny ankabeazan'izy ireo) na any Eritirea ho an'ireo izay mbola niaina tambanin'ny fandraharahana Etiopiana talohan'ny taona 1993.
Tantara
Ny soratra voalohany amin'ny teny amharika dia nosoratana tany amin'ny taonjato faha telo ambin'ny folo tany ho any.
Fanoratana ny Amharika
Ny fiteny amharika dia soratana amin'ny alàlan'ny abigida avy amin'ny fiteny gezy.
ä | u | i | a | e | ə | o | |
---|---|---|---|---|---|---|---|
h | ሀ | ሁ | ሂ | ሃ | ሄ | ህ | ሆ |
l | ለ | ሉ | ሊ | ላ | ሌ | ል | ሎ |
h | ሐ | ሑ | ሒ | ሓ | ሔ | ሕ | ሖ |
m | መ | ሙ | ሚ | ማ | ሜ | ም | ሞ |
s | ሠ | ሡ | ሢ | ሣ | ሤ | ሥ | ሦ |
r | ረ | ሩ | ሪ | ራ | ሬ | ር | ሮ |
s | ሰ | ሱ | ሲ | ሳ | ሴ | ስ | ሶ |
š | ሸ | ሹ | ሺ | ሻ | ሼ | ሽ | ሾ |
q | ቀ | ቁ | ቂ | ቃ | ቄ | ቅ | ቆ |
b | በ | ቡ | ቢ | ባ | ቤ | ብ | ቦ |
t | ተ | ቱ | ቲ | ታ | ቴ | ት | ቶ |
č | ቸ | ቹ | ቺ | ቻ | ቼ | ች | ቾ |
h | ኀ | ኁ | ኂ | ኃ | ኄ | ኅ | ኆ |
n | ነ | ኑ | ኒ | ና | ኔ | ን | ኖ |
ñ | ኘ | ኙ | ኚ | ኛ | ኜ | ኝ | ኞ |
ʾ | አ | ኡ | ኢ | ኣ | ኤ | እ | ኦ |
k | ከ | ኩ | ኪ | ካ | ኬ | ክ | ኮ |
h | ኸ | ኹ | ኺ | ኻ | ኼ | ኽ | ኾ |
w | ወ | ዉ | ዊ | ዋ | ዌ | ው | ዎ |
ʾ | ዐ | ዑ | ዒ | ዓ | ዔ | ዕ | ዖ |
z | ዘ | ዙ | ዚ | ዛ | ዜ | ዝ | ዞ |
ž | ዠ | ዡ | ዢ | ዣ | ዤ | ዥ | ዦ |
y | የ | ዩ | ዪ | ያ | ዬ | ይ | ዮ |
d | ደ | ዱ | ዲ | ዳ | ዴ | ድ | ዶ |
ǧ | ጀ | ጁ | ጂ | ጃ | ጄ | ጅ | ጆ |
g | ገ | ጉ | ጊ | ጋ | ጌ | ግ | ጎ |
t' | ጠ | ጡ | ጢ | ጣ | ጤ | ጥ | ጦ |
č' | ጨ | ጩ | ጪ | ጫ | ጬ | ጭ | ጮ |
p' | ጰ | ጱ | ጲ | ጳ | ጴ | ጵ | ጶ |
s' | ጸ | ጹ | ጺ | ጻ | ጼ | ጽ | ጾ |
s' | ፀ | ፁ | ፂ | ፃ | ፄ | ፅ | ፆ |
f | ፈ | ፉ | ፊ | ፋ | ፌ | ፍ | ፎ |
p | ፐ | ፑ | ፒ | ፓ | ፔ | ፕ | ፖ |