Fiteny indô-eorôpeanina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 132 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q19860
k nanova ny anaran'i Fiteny Indô-Eorôpeanina ho Fiteny indô-eoropeanina i Jagwar
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Aogositra 2013 à 21:15

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny teny indô-eorôpeanina dia teny voasintona avy amina fiteny indô-eorôpeanina iraisan'ny teny any Eorôpa sy any India. Misy teny 1.000 eo ny isa ny teny voasintona avy amin'io teny io. Misy olona 3 lavitrisa no miteny fiteny voasintona avy amin'ny fiteny Indô-Eorôpeanina.

Fiteny Indô-Eorôpeanina