Wikimedia Foundation: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 120 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q180 (translate me)
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: az:Vikimedia
Andalana faha-4: Andalana faha-4:


[[Sokajy:Fikambanana eo amin'ny aterineto]]
[[Sokajy:Fikambanana eo amin'ny aterineto]]

[[az:Vikimedia]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Aogositra 2013 à 16:51

Wikimedia Foundation Inc. dia ny fikambanana tsy manangom-bola mampiantrano ny tetikasa Wikimedia, izay ahitana an'i Wikipedia na ny Wikibolana. Izy io dia fikambanana tsy manangom-bola iharan'ny lalan'i Florida, any Etazonia. Noforonin'i Jimmy Wales ny 20 Jiona 2003 izy io. Ny mety ho dikantenin'ny amin'ny teny malagasy dia ny fikambanana Wikimedia.

Ny rindrankajy ampaisainy amin'ireo tetikasa ireo dia ny rindrankajy Mediawiki, izay azo dikaina amin'ny teny eo an-toerana amin'ny alalan'ny plate-forme fandikana toa i Translatewiki.net.