Rafi-masoandro: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Solar sys.jpg|Rafitry ny masoandro|200px|right|thumb]]
[[Sary:Solar sys.jpg|Rafitry ny masoandro|200px|right|thumb]]


Ny '''rafitry ny masoandro''' dia vondrom-pajiry ahitana [[kintana]] iray na maro, ny [[Masoandro]]. Ny rafitry ny masoandrontsika dia ahitana fajiry valo ary [[volana]] 175, botrim-pajiry dimy ary zavatra madinika an-davitrisany.
Ny '''rafitry ny masoandro''' dia vondrom-pajiry ahitana [[kintana]] iray na maro, ny [[Masoandro]]. Ny rafitry ny masoandrontsika dia ahitana fajiry valo ary [[volana]] 175, fajiry madinika dimy ary zavatra madinika an-davitrisany.


== Fiantsoana ==
== Fiantsoana ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Aogositra 2013 à 07:21

Rafitry ny masoandro

Ny rafitry ny masoandro dia vondrom-pajiry ahitana kintana iray na maro, ny Masoandro. Ny rafitry ny masoandrontsika dia ahitana fajiry valo ary volana 175, fajiry madinika dimy ary zavatra madinika an-davitrisany.

Fiantsoana

Araky ny fanapahan-kevitra nataon'ny Vondron'ny hainkintana iraisam-pirenena tamin'ny 24 Aogositra 2006, dia voasokajy anaty sokajy telo ny zavatra ara-kainkintana misoridala-manodidin'ny Masoandro : ny fajiry (na planeta), fajiry madinika, ary ny zavatra madinika.

Jereo koa