Vondrona Eorôpeana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Bot: Migrating 179 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q458 (translate me) |
map update |
||
Andalana faha-7: | Andalana faha-7: | ||
Voaforona tamin'ny [[7 febroary]] [[1992]] izy, tamin'ny nahasoniavan'ny dina ny [[Maastricht]] ny [[firenena]] eorôpeanina 12 avy, efa mpikambana ny [[CEE]] na [[EEC]] . |
Voaforona tamin'ny [[7 febroary]] [[1992]] izy, tamin'ny nahasoniavan'ny dina ny [[Maastricht]] ny [[firenena]] eorôpeanina 12 avy, efa mpikambana ny [[CEE]] na [[EEC]] . |
||
[[Sary: |
[[Sary:European_Union_main_map.svg|200px|droite|vignette|saritan'ny Vondrona Eoropeanina]] |
||
30,82% ny PIB eto an'tany dia any [[Eoropa]] no misy azy, io ny tsena ekônomika ngeza indrindra eto an'tany. Union douanière ny Vondrona Eorôpeanina, ary misy [[firenena]] 15 nahamafy ny fiara-fiasana ao anatin'ny fikambanana am-bola sy ara-toe-karena, ilay [[faritra]] Euro. Misy [[firenena]] mizaran'ilay vola tokana ny Euro (€) |

Endrik'io pejy io tamin'ny 9 Jolay 2013 à 15:22
Vondrona anelanelan'ny Governemanta maro ny Vondrona Eorôpeanina (VE). Misy firenena 27 ao anatiny.
Voaforona tamin'ny 7 febroary 1992 izy, tamin'ny nahasoniavan'ny dina ny Maastricht ny firenena eorôpeanina 12 avy, efa mpikambana ny CEE na EEC .
30,82% ny PIB eto an'tany dia any Eoropa no misy azy, io ny tsena ekônomika ngeza indrindra eto an'tany. Union douanière ny Vondrona Eorôpeanina, ary misy firenena 15 nahamafy ny fiara-fiasana ao anatin'ny fikambanana am-bola sy ara-toe-karena, ilay faritra Euro. Misy firenena mizaran'ilay vola tokana ny Euro (€)
Tantara
Ny CEE
Niteraka ny CEE tamin'ny voasonia tamin'ny 25 Martsa 1957 tany Roma any amin'ny Capitole ; hita ohatran'ny tsena iraisana izy.
Ny Vondrona Eoropeanina
Jereo Koa/Amboary
Rohy Ivelany
- ((fr)) Tranonkala ofisialy ny FE