Roger Federer: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Kolega2357 (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Kolega2357 (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-11: Andalana faha-11:


{{Commonscat|Roger Federer}}
{{Commonscat|Roger Federer}}

{{DEFAULTSORT:Federer, Roger}}


[[Sokajy:Biôgrafia]]
[[Sokajy:Biôgrafia]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Martsa 2013 à 19:12

Roger Federer

Roger Federer (teraka ny 8 Aogositra 1981 tany Bâle, Soisa) dia olom-pirenena soisa mpilalao tenisy arak'asa izay mpilalao faharoa eo amin'ny laharan'ny ATP. Voalohany tao amin'ny laharana ATP izy mandritry ny herinandro 285. I Pete Sampras irery no naharitra mihoatr'izany (herinandro 286).

Nandresy tao Australia Open izy ny taona 2004, 2006, 2007 ary 2010. Nandresy tao Rolland Garros koa izy tamin'ny taona 2009. Nandresy tao Wimbledon koa izy tamin'ny taona 2003, 2004, 2005, 2006, 2007, 2009, 2012, ny US Open tamin'ny taona 2004, 2005, 2006, 2007, 2008.


Rohy ivelany