Taioàna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: kk:Тайвань
Rezabot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô : fanovana an'i da:Republikken Kina à da:Taiwan
Andalana faha-31: Andalana faha-31:
[[cv:Тайвань]]
[[cv:Тайвань]]
[[cy:Taiwan]]
[[cy:Taiwan]]
[[da:Republikken Kina]]
[[da:Taiwan]]
[[de:Republik China]]
[[de:Republik China]]
[[diq:Cumhuriyetê Çini]]
[[diq:Cumhuriyetê Çini]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 5 Martsa 2013 à 02:37

Ny tany anjakan'ny Repoblikan'i Sina (Taiwan) (maitso maizina) ary ny tany lazainy fa azy (maitso mazava)

Ny Repoblikan'i Sina izay antsoina amin'ny anarany Taiwan, dia fanjakana ao Azia Atsinanana izay manjaka eo amin'ny nosin'i Taiwan ary amin'ny nosy manodidina. Ny 1 Oktobra 1949, dia nantsoana tany Beijing ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina izay noho ny fandresen'ny komonista ny nasionalista. Nanomboka tamin'ny 1950, ao Taiwan irery sisa ny tany ananan'ny Repoblikan'i Sina fahefana, noho izany, voazara roa ny tantaran'ny Repoblikan'i Sina: ny fotoana nanjakany erak'i Sina, ary ny fotoana izay nanjakany tao Taiwan irery.