Hiram-pirenena: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2+) (Rôbô : fanovana an'i hy:Պետական օրհներգ à hy:Օրհներգ
CarsracBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: min:Lagu kabangsaan
Andalana faha-72: Andalana faha-72:
[[lv:Valsts himna]]
[[lv:Valsts himna]]
[[map-bms:Lagu kebangsaan]]
[[map-bms:Lagu kebangsaan]]
[[min:Lagu kabangsaan]]
[[mk:Национална химна]]
[[mk:Национална химна]]
[[ml:ദേശീയഗാനം]]
[[ml:ദേശീയഗാനം]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Febroary 2013 à 21:04

Ny Hiram-pirenena, amin'ny ankapobeny, dia hira manambara fitiavan-tanindrazana ka mankalaza an-kira na ny tantara, na ny fomban-drazana na ny ady sarotra izay niainan'ny firenena iray. Io hira io dia voatokana amin'ny fomba ofisialy ho hira fanevan'ny fanjakana ka mety ny mpitondra fanjakana no mamaritra izany na ny vahoaka izay nampiasa ny hira matetika.

Tamin'ny taon-jato faha 19 no nahazo vahana ny fananana hiram-pirenena tamin'ireo firenena eropeana.

Hiram-pirenena malagasy: Ry Tanindrazanay malala ô.