Fiteny rosiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô : fanovana an'i lez:Урус чӀал à lez:Урус чIал
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: zh-classical:俄語
Andalana faha-210: Andalana faha-210:
[[yo:Èdè Rọ́síà]]
[[yo:Èdè Rọ́síà]]
[[zh:俄语]]
[[zh:俄语]]
[[zh-classical:俄語]]
[[zh-min-nan:Lō͘-se-a-gí]]
[[zh-min-nan:Lō͘-se-a-gí]]
[[zh-yue:俄文]]
[[zh-yue:俄文]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Febroary 2013 à 11:51

rosy / rosiana
русский язык

Isan'ny mpiteny 144 tapitrisa (L1)
258 tapitrisa (L1+L2)
Faritany Rosia ary firenena manodidina
Sata teny ofisialin'i Rosia,  Kazakstana,  Belarosia ary  Firenena Mitambatra

Ny fiteny rosy (na teny rosiana) dia fiteny silava tenenina eny amin'ny firenen'ny Firaisana Sovietika taloha. Ny fiteny rosy dia manana sata ofisialy any Rosia, Kazakstana, Kirgiszistana, Belarosia. Na dia tsy manana sata ofisialy aza izy, ampiasain'ny firenen'ny Firaisana Sovietika taloha ho fiteny ifandraisana amin'ny vahiny ny fiteny rosy. Araka izany dia isaina eo amin'ny zato tapitrisa eo ho eo ny nianatra ilay fiteny erak'izao tontolo izao. Raha atambatra amin'ny isan'ny olona lehibe tamin'ny fiteny rosy izany dia eo amin'ny 255 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny olona miteny rosy. Noho ny hatanjaka ara-tafiky ny Firaisana Sovietika taloha dia anisan'ny teny ofisiain'ny Firenena Mitambatra ny fiteny rosy miaraka amin'ny teny arabo, anglisy, espaniola, frantsay ary sinoa.

saritan'ny tany miteny Rosy
saritan'ny tany miteny Rosy
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Rosia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

ak:Russian kasa