Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-116: Andalana faha-116:
[[br:Lizherenneg Fonetikel Etrebroadel]]
[[br:Lizherenneg Fonetikel Etrebroadel]]
[[ca:Alfabet fonètic internacional]]
[[ca:Alfabet fonètic internacional]]
[[co:Alfabetu funeticu internaziunali]]
[[cs:Mezinárodní fonetická abeceda]]
[[cs:Mezinárodní fonetická abeceda]]
[[cv:Пĕтĕм тĕнчери фонетика алфавичĕ]]
[[cv:Пĕтĕм тĕнчери фонетика алфавичĕ]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Mey 2010 à 14:19

Ny abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena afohezina API amin'ny fiteny frantsay, na IPA amin'ny fiteny anglisy, dia abidy ampiasaina ho an'ny fanoratana ny feon'ny fiteny tetenina. Izy io dia tsy hoatry ny fomba fanoratana an'ny vondrom-piteny, ny AAI dia abidy natao mba handrakotra ny ankapoben'ny fiteny rehetra. Navelatry ny mandinika rafi-peo frantsay sy britanika ho an'ny Fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena, navoaka tamin'ny 1888 izy. Natao tamin'ny 2005 ny famerenana farany.

Ny renifeon'ny fiteny malagasy amin'ny AAI
Litera Feo
b b
p p
m m
f f
v v
d d
t t
s s
z z
ts ts
j dz
tr ʈʂ
dr ɖʐ
r r
l l
n n
ñ ŋ
k k na kj
g g na gj
h h

Tantara

Ny AAi dia noforonin'ny mpampianatra britanika sy frantsay taritin'i Paul Passy ho an'ny fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena, noforonina tany Paris tamin'ny 1886 ary nitondra Dhi Fonètik Tîcerz' Asóciécon. Ny santiôna voalohan'ny AAI, navoaka tamin'ny 1888, dia avy amin'ny abidy rômikan'i Henry Sweet, io avy amin'ny abidy manara-peon' Isaac Pitma, sy Alexander John Ellis.

Naverina in-dimy ny AAI, tamin'ny 1900, 1932, 1989, 1993 ary tamin'ny 2005.

Fototra

Ny sary momban'ny renifeo sy zanapeon'ny AAI

Ny isan'ny mariky ny AAI dia misy 118 ary io mandrakotra ny feo miseho matetiika amin'ny fitenin'ny olomelona. Ny litera ampiasaina dia avy amin'ny litera grika na latina. Ireo litera ireo no avadibadika sy ovaovaina. Mba hanome ny litera toy izao : ɾ, ɽ, ɺ, ɹ (avy amin'ny r) ; ɘ, ə (avy amin'ny e). Ny feo tsy dia mitranga matetika dia soratana avy amin'ny litera efa misy ary ampiana diakritika iray na maromaro (miisa 76) eo amin'ny lohavy lohany : ohatra, ny b an'ny fiteny Espaniola caber dia soratana [β̞] fa tsy [β]. Misy koa litera manokana hanoratana ny feo toy ny tsindrim-peo : [ˈdʊl·dn̩], fanoratana amin'ny AAI ny matoanteny alemana dulden.

Fanoritana ilay abidy

Unicode

Jereo koa

Rohy ivelany

Amin'ny fiteny frantsay

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.