Baolina kitra: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
MahdiBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: su:Maén bal
Andalana faha-161: Andalana faha-161:
[[sr:Фудбал]]
[[sr:Фудбал]]
[[stq:Foutbal]]
[[stq:Foutbal]]
[[su:Sepak Bola]]
[[su:Maén bal]]
[[sv:Fotboll]]
[[sv:Fotboll]]
[[sw:Mpira wa miguu]]
[[sw:Mpira wa miguu]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 7 Febroary 2013 à 22:44

  
Ny mpilalao baolina kitra hamono baolina

Ny Baolina kitra dia fanatanjahantena mampitohitra ekipa roa misy mpilalao 11 isany avy ao anaty kianka. Ny tanjon'ny ekipa iray dia mametraka baolina boribory ao anatin'ny zava-kendrehina any amin'ny sahan'ny ekipa iray, tsy mampiasa tanana, ary matetika kokoa nohon'ny ekipa iray hafa.

Ny baolina kitra dia voakaodin'ny britanika tamin'ny faran'ny taonjato faha 19, nanangana federasiôna iraisam-pirenena izy, ny FIFA tamin'ny 1904. Tamin'ny 2006, olona 264 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mpilalao baolina kitra manerana ny tany, ary izy no fanatanjahantena voalohany ao amin'ny ankabeazan'ny firenena. Ny kaontinanta sasany, toy ny Afrika, ny Amerika Atsimo na ny Eoropa, dia voazakazakan'ny baolina kitra. Ny hamoran'ny fitsipi-pilalaovana sy ny havitsy ny fitaovana ilaina mba hilalao azy, dia manazava kely io fahombiazany io.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Endrika:Lien BA