Venosy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-96: Andalana faha-96:
[[ht:Venis (planèt)]]
[[ht:Venis (planèt)]]
[[hu:Vénusz]]
[[hu:Vénusz]]
[[hy:Վեներա]]
[[hy:Վեներա (մոլորակ)]]
[[ia:Venus (planeta)]]
[[ia:Venus (planeta)]]
[[id:Venus]]
[[id:Venus]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 16 Janoary 2013 à 16:19

Venosy

Venosy dia ny fajiry faharoa mihodikodina manodidin'ny manodidin'ny Masoandro. Ny halavirany amin'ny masoandro dia 108 tapitrisa kilometatra. Noho ny hatevin'ny sosondrivony ary noho ny fahafahany mitazona ny hafanana, dia eo amin'ny 465°C hatramin'ny 490°C ny mari-pana eo amin'ny troposferan'ilay fajiry.

Ny tsindry amin'ny faritra ambanin'ny troposfera dia eo amin'ny 92 bar (in-92 ny tsindrin'ny soson-drivotry ny tany), 95% ny tahan'ny diôksida karbônan'ilay soson-drivotra.

Ny herin-kazavany dia eo -4,6.

Rohy ivelany

Ireo fajirin'ny Masoandro
MerkioraVenosyTanyMarsaJopiteraSatorinaOranosyNeptona
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  

Endrika:Link FA Endrika:Link FA Endrika:Link FA Endrika:Link FA