Kintana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.3) (Rôbô : fanovana an'i sh:Zvijezda à sh:Звезда |
k r2.7.3) (Rôbô : fanovana an'i sh:Звезда à sh:Zvijezda |
||
Andalana faha-126: | Andalana faha-126: | ||
[[scn:Stidda]] |
[[scn:Stidda]] |
||
[[sco:Starn]] |
[[sco:Starn]] |
||
[[sh: |
[[sh:Zvijezda]] |
||
[[si:තරු]] |
[[si:තරු]] |
||
[[simple:Star]] |
[[simple:Star]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Janoary 2013 à 00:05
Ny kintana dia bola plasma (etona mafana be) izay voatazon'ny hery mampifanintona mba tsy hiparitaka. Manjelatra izy noho ny fiota niokleary ao anatiny. Hazavana sady hafanana no avoakany, miaraka amin'ny tana hafa izay tsy hitan'ny maso toy ny tana radio, tana X ary tana gamma toy ny tana ankoatry ny volomparasy (UV). Samihafa ny anjaran'ireo tana isan-karazany ireo arakaraka ny haben'ny kintana.