Wikipedia miteny frantsay: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: ro:Wikipedia în franceză
Andalana faha-53: Andalana faha-53:
[[pl:Francuska Wikipedia]]
[[pl:Francuska Wikipedia]]
[[pt:Wikipédia em francês]]
[[pt:Wikipédia em francês]]
[[ro:Wikipedia în franceză]]
[[ru:Французская Википедия]]
[[ru:Французская Википедия]]
[[sh:Francuska Wikipedija]]
[[sh:Francuska Wikipedija]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 11 Desambra 2012 à 16:26

  
lôgô ny wikipedia frantsay

Ny wikipedia miteny frantsay (fiteny frantsay : Wikipedia francophone, wikipédia en français) dia version ny Wikipedia miteny frantsay : ny tsipeliny dia Wikipédia. Natombohana tamin'ny volana Martsa tamin'ny 2001 izy, misy lahatsoratra 800 000 mahery ny isan'ny lahatsoratra misy ao tamin'ny Martsa 2009 ary izy fahatelo amin'ny wikipedia ngeza indrindra eo aorian'ny wikipedia anglisy sy ny wikipedia miteny Alemana. Wikipedia ngeza indrindra izy amin'ny fiteny romana.

I Dasbot, mpikambana robo, dia nanoratra na nandika lahatsoratra maromaro tao amin'ny wikipedia frantsay, nanomboka nanoratra takelaka momba ny kaominin'ny la frantsa iray mantolo izy, toy . Ny data an'i Dasbot dia nadika tamina wikipedia hafa, amin'ny alalan'ny robo ihany koa.