Juneau, Alaska: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: lij:Juneau (Alaska)
k r2.6.8) (Rôbô : fanovana an'i az:Cuno à az:Kuno
Andalana faha-24: Andalana faha-24:
[[ar:جونو، ألاسكا]]
[[ar:جونو، ألاسكا]]
[[ast:Juneau]]
[[ast:Juneau]]
[[az:Cuno]]
[[az:Kuno]]
[[bat-smg:Džuns]]
[[bat-smg:Džuns]]
[[be:Горад Джуна]]
[[be:Горад Джуна]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Desambra 2012 à 12:49

Juneau, Alaska
Velarantany NC
Isam-ponina 31 275 mpo. mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Bruce Botelho
Firenena Etazonia
Faritany Alaska
Faritra NC

Juneau [ˈdʒu.noʊ] dia renivohitra ny Alaska, Any Etazonia tamin'ny 1960 hatramin'izao. Eo amin'ny bandy kôntinentaly izy any antsimo-antsinanan'ny Alaska, am-moron'ny Detroit de Gastineau. I Juneau irery no renivohi-pirenena tsy manana lalana, mande sambo sy fiaramanidina ihany no fitaovam-pitaterana afaka ampiasaina.

30.711 ny isam-ponina tany tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2000, ilay tanàna faha 3 ngeza indrindra any Alaska, ao arina ny Anchorage (275.000 mponina)

Juneau no tanàna lehibe indrindra any Alaska, aorian'i ny Fairbanks, Sitka, sy Wasilla.

I Bruce Botelho no ben'ny tanàna ankehitriny.

Jereo koa