Fiteny kantôney: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2+) (Rôbô Nanampy: als:Kantonesische Sprache
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: li:Kantonees, lt:Kantono kinų kalba
Andalana faha-49: Andalana faha-49:
[[kv:Юэ (кыв)]]
[[kv:Юэ (кыв)]]
[[kw:Cantonek]]
[[kw:Cantonek]]
[[li:Kantonees]]
[[lt:Kantono kinų kalba]]
[[ms:Bahasa Kantonis]]
[[ms:Bahasa Kantonis]]
[[nds:Kantoneesch]]
[[nds:Kantoneesch]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Novambra 2012 à 21:00

Saritany maneho ny toerana itenenana ireo fiteny sinoa

Ny fiteny kantoney (amin'ny fiteny sinoa mandarina ary kantoney : 粤语 (sinôgrama nentindrazana), 粵語 (sinôgrama notsorina, tononina hoe Yuè yǔ amin'ny teny manadarina ary Jyut6 jyu5) dia fiteny sinoa tenenina any atsimon'i Sina, ao amin'ny faritan'i Guangdong, i Guanxi any Hong Kong ary any Macao.

Samihafa amin'ny fiteny sinao mandarina ny fiteny kantoney ary betsaka noho ny fahasamihafan'ny fiteny espaniola sy ny fiteny frantsay ny fahasamihafan'ny fiteny kantoney sy ny fiteny mandarina. Mora mifankahazo ihany anefa ny mpiteny mandarina sy ny mpiteny kantoney amin'ny fiteny an-tsoratra, noho ny singôgrama mitovy.

Ny mahasamihafa ny fiteny kantoney amin'ny fiteny mandarina amin'ny lafin'ny fanononana, dia ny fiteny kantoney manana haabom-peo sivy (efatra ny haabom-peo ampiasain'ny fiteny mandarina), izany hoe misy fomba sivy samihafa ny hanononana vaninteny iray, ary samihafa ny zavatra tenenina arakarak'izay haabom-peo izay. Sady matetika mifarana amina renifeo ny vanintenin'ny fiteny kantoney sady betsaka noho ny fiteny mandarina ireo renifeo mahazo mamarana vaninteny (-p, -m, -n, -ng, -k, -t), anefa amin'ny fiteny mandarina roa fotsiny no isan'ireo renifeo mahazo mamarana vaninteny (-n, -ng).

Soratana amin'ny alalan'ny sinôgrama ny fiteny kantoney, ary maromaro amin'ireo sinôgrama ampiasainy ireo no tsy miasa na tsy hita intsony amin'ny fiteny mandarina (afaka manonona azy na tsy dia mampiasa azy firy). Ohatra (dikan-tsoratra jyutping)

  • keoi5, « izy, azy » (tononina amin'ny teny mandarina fa tsy misy dikany ; 他 no hampiasaina) ;
  • mou5, « tsy manana» (amin'ny fiteny mandarina mǎo, tsy misy dikany ihany koa. 沒有 méiyǒu no ampiasaina) ;
  • m4, [tsy] ( amin'ny fiteny mandarina, anononana ny feonjavatra ; 不 no ampiasaina amin'ny fiteny mandarina);
  • hai6, « être » ( , izany hoe mampandray ; 是 shì no ampiasaina);
  • mat1, « inona » (mie, tsy misy dikany. 甚麼/什么 shénme no ampiasaina).
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.