Ranomasimbe Arktika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanova: lez:МуркӀарин океан
MahdiBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: pam:Artiko Kadayatmalatan
Andalana faha-111: Andalana faha-111:
[[om:Garba Arkitiik]]
[[om:Garba Arkitiik]]
[[pa:ਆਰਕਟੀਕ ਮਹਾਸਾਗਰ]]
[[pa:ਆਰਕਟੀਕ ਮਹਾਸਾਗਰ]]
[[pam:Arctic Ocean]]
[[pam:Artiko Kadayatmalatan]]
[[pl:Ocean Arktyczny]]
[[pl:Ocean Arktyczny]]
[[pnb:بحر منجمد شمالی]]
[[pnb:بحر منجمد شمالی]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Novambra 2012 à 11:20

Ny ranomasimbe Arktika

Ny ranomasimbe Arktika na ranomasina Mangatsiaka Arktika, manam-belarantany 14,09 tapitrisa km², dia ranomasina kely indrindra ary anisan'ny mangatsiaka indrindra. Manafotra ny Tendrontany Avaratra izy sy ny avaratr' Eoropa sy ny Amerika. Mifandray amin'ny avaratry ny Ranomasimbe Atlantika izy, Ny Ranomasimbe Pasifika koa dia mikasika io ranomasimbe io amin'ny Detroit de Bering.

Voarafotry ny ranomandry izy, ary ny velaran'ny ranomandry dia miovaova arakaraky ny fotoana. Amin'nyl laviny anivo, mety efatra metatra any ho any ny hatevin'ny ranomandry. Avy amin'ny fihotsahan'ny ranomandry io hatevina io.

Rohy ivelany

Rohy ivelany

Ny ranomasimbe

Arktika

Atlantika

Antarktika

Indianina

Pasifika
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Endrika:Link FA