Flip-flop: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2+) (Rôbô Nanova: fi:Kiikku (digitaalitekniikka)
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2+) (Rôbô : fanovana an'i nl:Flip-flop à nl:Flipflop
Andalana faha-129: Andalana faha-129:
[[ko:플립플롭]]
[[ko:플립플롭]]
[[lv:Trigeris]]
[[lv:Trigeris]]
[[nl:Flip-flop]]
[[nl:Flipflop]]
[[no:Flip-flop (elektronikk)]]
[[no:Flip-flop (elektronikk)]]
[[pl:Przerzutnik]]
[[pl:Przerzutnik]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Novambra 2012 à 06:44

  

Ny flip-flop (avy amin'ny fiteny anglisy), dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy misy aratra mande) na 1 (misy aratra mande). Miova arakaraky ny fidirana ny aratra mivoaka.

Ny mahasamihafa ny flip-flop dia izareo mitazona ny toetrany rehefa tsy misy aratra miditra. Tsy ohatry ny varavarana AND, OR, XOR sns.). Rehefa mampiasa flip-flop, miresaka lojika sekansialy (logique séquentielle).

Fototry ny lojika sekansialy ny flip-flop. Satria rehefa manao olik'aratra amin'ny flip-flop, afaka manao mpanisa, rejistra, rejistra misy elanelana sy tahiry.

Ny flip-flop sasany, ampiasaina amin'ny sistema sinkrona (synchrone), dia manana fidirana ho an'ny quartz na famataranandro (soratana « C » avy amin'ny « clock »). Noho izany dia misy ny flip-flop sinkrona sy flip-flop asinkrona.

Misy karazana flip-flop maromaro : ny flip-flop RS, D (« latch »), ary RSH; asynchrone ny fomba fandehanany. Misy koa karazana flip-flop : D, JK ary T; ny fomba fandehanany dia asinkrona (asynchrone).

Ny flip-flop asinkrona

Flip-flop RS

sarina flip-flop RS
  • S (Set) : mpanova 1
  • R (Reset) : mpamerina 0
  • q : fivoahana
  •  : fivoahana mivadika
S R q dinika
0 0 qn-1 n-1 fitehizirana
0 1 0 1 miverina 0
1 0 1 0 miova 1
1 1 0 0 toetra manokana

Flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR

sarina flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR
  • S (Set) : mpanova 1
  • R (Reset) : mpamerina 0
  • q : fivoahana
  •  : fivoahana mivadika
q dinika
0 0 1 1 toetra manokana
0 1 0 1 miverina 0
1 0 1 0 miova 1
1 1 q fitehirizana

Latch

Mitovy amin'ny flip-flop D ny latch amin'ny lafin'ny fidirana (manana roa tahaka ny flip-flop D izy), saingy samihafa ny fomba fandehanany.

  • Rehefa 0 ny H, mitazona ny toetrany ilay fivoahana, na inona na inona ny aratra misy amin'ny D;
  • Rehefa lasa 1 ny C, mitovy amin'ny toetran'ny D ny fivoahana.
  • Mandika ny fidirana D ny fivoahana Q rehefa mande ny famataranandro C
  • q sy ny fivoahana, tsy maintsy samihafa foana ny toetran'izy ireo.
  • Q ny toetra alohan'ny fiovana
  • D ny toetra apetraka amin'ny fidirana D
  • X dia toetra 0 na 1
D C (CLK) q dinika
d 1 d mandika ny fidirana D ny Q
X 0 q fitehirizana

Ny flip-flop sinkrona

Eto indray, rehefa mihetsika ny famataranandro vao tena miasa ny fidirana. Ireny fidirana ireny dia tenenina hoe sinkrona (amin'ny H) satria mifehy amin'ny famataranantro H ny fidirana sinkrona. Manana fidirana asinkrona koa ny flip-flop sinkrona, ary manana laharam-pahamehana amin'ny fidirana sinkrona ny fidirana asinkrona.

Flip-Flop JK

J K
0 0
0 1 0
1 0 1
1 1

fampiriman'ilay flip-flop :

Ny fiavian'ny flip-flop JK dia azavain'i P. L. Lindley, injenieran'ny JPL, anaty takelakana fanamboarana elektronika EDN. Tamin'ny 13Jiona 1968 ilay takelaka no soratanaa. Ao anatin'ilay takelaka, nanazava i Lindley fa i Eldred Nelson, siantifikan'ny Hughes Aircraft no namorona ny anaranan'ny flip-flop JK.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.