Farihy: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: gn:Ypa |
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: af:Meer |
||
Andalana faha-25: | Andalana faha-25: | ||
[[ace:Tasék]] |
[[ace:Tasék]] |
||
[[af:Meer]] |
|||
[[am:ሀይቅ]] |
[[am:ሀይቅ]] |
||
[[an:Laco (cheografía)]] |
[[an:Laco (cheografía)]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Oktobra 2012 à 20:28
Ny farihy dia velarandrano masira na tsia, mivelatra be na tsia, misy eny anivon'ny kontinenta, ary matetika avy amina velarandranomandry (glacier). Ny ranon'ny farihy dia avy amin'ny renirano sy/na avy amin'ny fiakaran'ny rano avy ambanin'ny tany.
Ny farihy ngeza indrindra dia lavaka nitranga avy amin'ny tany tresaka (fay) sy farihy sasany dia avy amin'ny fanentsemana ny lohasaha, na avy amin'ny daraboka.
Ny farihy koa dia mety miforona ao anatin'ny lohasaha ao aorian'ny fananganana barazy. Ny farihy ambony indrindra eto an-tany dia fary iray eo amin'ny tendrombohitra Nevado Ojos des Salado. 6 345 metatra ny haavo misy ilay farihy eo amin'ny sisintan' Arjentina sy ny Silia