Farihy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanala: cr:ᓵᑲᐦᐄᑲᓐ (missing)
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: gn:Ypa
Andalana faha-65: Andalana faha-65:
[[gd:Loch-uisge]]
[[gd:Loch-uisge]]
[[gl:Lago]]
[[gl:Lago]]
[[gn:Ypa]]
[[gv:Logh]]
[[gv:Logh]]
[[he:אגם]]
[[he:אגם]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Oktobra 2012 à 22:11

Farihy maro avy amin'ny lavaky ny tendrombohitra.

Ny farihy dia velarandrano masira na tsia, mivelatra be na tsia, misy eny anivon'ny kontinenta, ary matetika avy amina velarandranomandry (glacier). Ny ranon'ny farihy dia avy amin'ny renirano sy/na avy amin'ny fiakaran'ny rano avy ambanin'ny tany.

Ny farihy ngeza indrindra dia lavaka nitranga avy amin'ny tany tresaka (fay) sy farihy sasany dia avy amin'ny fanentsemana ny lohasaha, na avy amin'ny daraboka.

Ny farihy koa dia mety miforona ao anatin'ny lohasaha ao aorian'ny fananganana barazy. Ny farihy ambony indrindra eto an-tany dia fary iray eo amin'ny tendrombohitra Nevado Ojos des Salado. 6 345 metatra ny haavo misy ilay farihy eo amin'ny sisintan' Arjentina sy ny Silia

Karazam-parihy

Farihy avy amin'ny velaran-dranomandry

Avy amin'ny horohorontany

Avy amin'ny hamandoan'ny tany

Avy amin'ny barazy

Ny farihy ngeza indrindra eto an-tany

Jereo koa

Rohy ivelany