Brezila: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
TjBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: pa:ਬ੍ਰਾਜ਼ੀਲ
Andalana faha-235: Andalana faha-235:
[[or:ବ୍ରାଜିଲ]]
[[or:ବ୍ରାଜିଲ]]
[[os:Бразили]]
[[os:Бразили]]
[[pa:ਬ੍ਰਾਜ਼ੀਲ]]
[[pag:Brazil]]
[[pag:Brazil]]
[[pam:Brazil]]
[[pam:Brazil]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 16 Oktobra 2012 à 22:51

((pt))
((pt))
Repoblika federalin'i Brazila ((mg))
Sain'i Brazila image_lien_drapeau = Mari-piandrian'i Brazila
([[Sain'i Brazila

image_lien_drapeau =|Antsipirihany]])

(Antsipirihany)
Teny filamatra : Ordem e Progresso
Malagasy : « Fandriam-pahalemana sy Fandrosoana »
Teny ofisialy fiteny Portogesy
Renivohitra Brasilia
Tanàna ngeza ondrindra São Paulo, Rio de Janeiro
Fitondrana sy governemanta
 - filoha
Repoblika federaly
Dilma Rousseff
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 5
8 547 877(IBGE) km²
0,65 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2009)
 - hakitroka
faha 5
191 043 661 mpo.
21,6 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Brazilianina
IDH (2007) 0,807 (ambony) faha 70
Sandam-bola Real (BRL)
Faritr'ora UTC -2 hatramin'i -4
Hiram-pirenena Hino Nacional Brasileiro
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+55

Ny Brazila (Brasil amin'ny teny portogey), na Repoblika federalin'i Brazila, dia firenena ngeza indrindra ary mivelatra indrindra an' Amerika latina. Miaraka amin'ny velarantany 8 547 400 km² sy miaraka amin'ny isam-ponina miisa mahery ny 190 tapitrisa mponina, io ny firenena faha dimy amin'ny lafin'ny velarantany sy amin'ny lafin'ny isam-ponina. Amin'ny 2008, ny Brazila dia hery ara-piharian-karena faha 11 miaraka amin'ny PIB 1 572 839 Md USD, eo aorian' Espaina na 2,42%-n'ny PIB-n'ny tontolo. Maka ny antsasan'ny velaran' Amerika Atsimo izy ary mizara sisin-tany amin'ny firenena rehetra ao Amerika Atsimo afats'i Silia sy ny Ekoatera.

Ny Brazila dia zanatany portogey voalohnay mandritry ny taonjato maro, ankehitriny, io irery no lovan'ny Portogaly any amerika, amin'ny fisehon'ny kolontsaina sy ny teny ofisialy, ny teny portogey.

Firenena katôlika sy miteny portogey ngeza indrindra, mpikamban'ny CPLP izy. Ny fiteny portogey dia teny voalohany any Amerika Atsimo noho ny demôgrafia brazilianina.

Jeografia

Ny faritra Avaratra

Ny faritra Atsimo

Ny faritra Atsimo Atsinanana

Ny faritra Afovoany Andrefana

Tantara

Fanjanatany Portogey

Fahaleovantena

Biby sy zavamaniry

Fandringanana ny ala

Fizarana ara-pandraharahana

toe-karena

Demografia

Finoana

Kolontsaina

Fiara-monina

Fanatanjahan-tena

Jereo koa

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Brazil ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Endrika:Link FA