Ranomasina Mediteranea: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô Nanova: fa:دریای مدیترانه
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: zea:Middellanse Zeê
Andalana faha-186: Andalana faha-186:
[[yi:מיטלענדישער ים]]
[[yi:מיטלענדישער ים]]
[[yo:Òkun Mẹditéránì]]
[[yo:Òkun Mẹditéránì]]
[[zea:Middellanse Zeê]]
[[zh:地中海]]
[[zh:地中海]]
[[zh-classical:地中海]]
[[zh-classical:地中海]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Septambra 2012 à 19:27

Ny tôpôlôjian'ny ranomasina Mediteranea

Ny Ranomasina Mediteranea dia ranomasina any atsimo andrefan' Eorazia, ary ranomasina any avaratry ny Afrika. Ny halavany avy any andrefana hatrany atsinanana dia misy efatra arivo kilometatra, ary 1800 kilometatra ny halalany.

Ny ranomasina Mediteranea dia manasaraka ny kontinenta Afrikanina sy ny kontinenta Eoropeanina. Ny isman'i Suez fotsiny ny tany ifandraisan'ny Afrika sy ny kontinenta Eorazianina. Ny detroit-n'ny Gibraltar dia manasaraka ny Espaina sy ny Afrika Avaratra, 14 kilometatra monja ny halaviran'ny Afrika avaratra sy ny Eoropa Andrefana.

Ny anarana Mediteranea dia midika « ranomasina eo anivon'ny tany », na mare medi tera amin'ny teny latina (arak' Isidore de Seville tamin'ny taonjaoto faha 7).

Nandritry ny taona taloha, ny ranomasina Mediteranea dia lalan'ny sambo sy lalan'ny entana, afahan'ny fifandraisana ara-barotra sy ara-kolontsaina anelanelan'ny mponina mipetraka manodidin'ny Mediteranea - ny kolontsain'ny Mezôpôtamia, ny Ejipta, ny kolontsaina semitika, persana, fenisianina, kartajinianina, grika ary romana. Nytantaran'ny Mediteranea dia zava-dehibe amin'ny fiaviana sy ny fivoaran'ny haifomba any Andrefana.

Etimôlôjia

Ny ranomasina Mediteranea hita avy ao Menton, eo Frantsa

Ny teny Mediteranea dia avy amin'ny teny latina meditarraneus midika « eo anivon'ny tany », eo anivon'ny « tontolo fantatra » (fantatry ny eoropeanina) mazava ho azy, ao amin'ny teny Mediteranea dia misy fototeny roa : medius ho an'ny anivo ary terra ho an'ny tany).

  • Ny salasalan'ny halalin'ny ranomasina Mediteranea dia misy 1 500 metatra eo ho eo. Ny tena faritra lalina indrindra dia ny ranomasina Ionianina (-5 121 m).
  • Ny velaran'ny ranomasina Mediteranea dia misy 2,5 tapitrisa km² (3 tapitrisa miaraka amin'ny ranomasina Mainty, 1%-n'ny tontalin'ny ranomasina
  • Ny hadiriny dia misy 3,7 tapitrisa km3

Ny ranomasina Mediteranea dia manana halalina 1 500 metatra ary ny faritra lalina indrindra dia misy 5 121 metatra eo amin'ny ranomasina Ionianina eo amin'ny halon'ny Matapan (aikaikin'ny Pelôpônezy). Ny halavan'ny amorontsiraka dia misy 46 000 kilometatra. Ny ranomasina Mediteranea dia misy dobo roa : ny voalohany dia manana velarana 0,85 tapitrisa km2 ary ny faharoa dia manana velarana 1,65 tapitrisa km2.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.