Nanning: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanampy: bg:Нанин
JackieBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: mwl:Nanning
Andalana faha-40: Andalana faha-40:
[[kk:Наньнин]]
[[kk:Наньнин]]
[[ko:난닝 시]]
[[ko:난닝 시]]
[[mwl:Nanning]]
[[nl:Nanning]]
[[nl:Nanning]]
[[nn:Nanning]]
[[nn:Nanning]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Septambra 2012 à 07:00

Nanning (sinoa notsorina : 南宁; sinoa nenindrazana 南寧 ; pinyin : Nánníng) dia renivohitry ny faritany mizaka-tenan'i Guangxi any Sina. Ny teny tenenina ao dia fiteny pinghua, tenim-paritra sampanan'ny fiteny kantoney. Noho ny habetsahan'ny zavamaniry tropikaly, voaantso « Tanàna Maintso » ny tanànan'i Nanning.

Jeografia

Sary:Nanningxzqh.gif
fizarana administrativan'i Nanning

Ny tanànan'i Nanning dia any amin'ny faritra atsimon'ny faritanin'i Guangxi, 160 avy avaratra ny sisin-tany vietnamianina.

Toe-tany

Tropikaly ny toe-tan'i Nanning ; noho izany dia misy any ny mousson. Mafana be any Nanning rehefa fahavaratra fa tsy dia mangatsiaka loatra any rehefa ririnina. Ny anivon-hafanana any dia 21,6 °C. Mandrivotra matetika any ary tsindraindray manorana be any, ny haabon'ny orana latsaka any dia misy 1 300 mm isan-taona. Vitsy dia vitsy ny oram-panala any.

Rohy ivelany