Aterineto: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
TjBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: map-bms:Internet
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: pam:Aptas
Andalana faha-160: Andalana faha-160:
[[os:Интернет]]
[[os:Интернет]]
[[pag:Internet]]
[[pag:Internet]]
[[pam:Aptas]]
[[pap:Internet]]
[[pap:Internet]]
[[pl:Internet]]
[[pl:Internet]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Septambra 2012 à 14:07

Ny internet dia ny fitambaran'ny ordinatera na milina fikajiana eran'izao tontolo izao amin'ny alalan'ny fifandraisana TCP/IP izay nahamora ny fifanakalozana sy fandefasana data.

Ny fiantomboany

Ny Internet amin'izao fotoana

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka informatique ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tamy farany taona 1980 ny NSF manometraka unités centrales matanjaka be anaky dimy ; eo amin'io ny mpampiasa afaka "mandeha" ; na aiza na aiza izy no mipetraka any Etazonia ; Ny arpanet lasa azo andianana be koa ; io sistema io dia nahazo fahombiazana tsara, sy tahorinan'ilay mise à jour lehibe taminy farany 1980 ; nisokatra tamin'i trafic commercial taminy taona 1990.

Tamy fanomboana ny taona 1990 ; no ny fiterahan'i Internet otran'ilay fantantsika izao. Ny web ; tambatra nà pejy HTML manafangaro soratra, tady, sary, afaka antanina amin'ny URL sy afaka jerena miarakamin'i prôtôkôly HTTP. Io "zavatsotra" io, voafanomelatra any aminy CERN taminy Tim Berners-Lee nivadika fantantrin'ny olona tamin'ny velaranan'ny NCSA nataon'i Marc Andreessen sy Eric Bina tamin'ny fiara multimedia Mosaic

Ny internet protocols

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka informatika ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Internet Protocols (tenenina hoe IP) dia prôtôkôly na fanovana ny fanaparitahana informatika, izy koa dia prôtôkôly internet ; ny IP koa dia prôtôkôly na haabo faha 3 ny endrika OSI sy ny modely TCP/IP afaka manao servisy na firesahana binary tokana ihany ho an'ny terminaly (ordinatera) voampitohy.

Ny firakitra ny Internet

ICANN

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Internet ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

L'Internet Corporation for Assigned Names and Numbers

Noforonina tamin'ny taona 1998 am-pivoahan'ny fifampiraharaha nihetin'i Al Gore miaraka amin'ny mpitady taozava-baventy ny fampitaha, mpanamboatra ny fitaovana, mpanomeha fiatiana, sy ny administrateur isan-karazany, sy ilay mpampianatra Jon Postel, Ny ICANN dia organisation internationala tsy mitady vola, ary ny zaraasa voalohany dia manomeha toherana ny adiresy ny proôtôkôly internet (IP) manomeha ny fanavahana ny prôtôkôly.

WWW na World Wide Web na tranokala

Ny fitendry lavitra

Ny fiaraha-miasa

Ny fizarana na File-sharing

Rohy ivelany