Lalao Olimpika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
JYBot (dinika | fandraisan'anjara)
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: as:অলিম্পিক
Andalana faha-27: Andalana faha-27:
[[ar:دورة الألعاب الأوليمبية]]
[[ar:دورة الألعاب الأوليمبية]]
[[arz:العاب اوليمبيه]]
[[arz:العاب اوليمبيه]]
[[as:অলিম্পিক]]
[[ast:Xuegos Olímpicos]]
[[ast:Xuegos Olímpicos]]
[[az:Olimpiya oyunları]]
[[az:Olimpiya oyunları]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Aogositra 2012 à 08:43

Ny Lalao Olimpika izay azo soratana "Lalao Olympika" ihany koa , (amin'ny fiteny grika ankehitriny Οἱ Ὀλυμπιακοὶ ἀγῶνες [hoi Olympiakoí agônes]) dia tranga iraisam-pirenena lehibe mikasikan'ny [fanatanjahan-tena] atao amin'ny andro fahavaratra sy ny fanatanjahan-tena atao amin'ny andro ririnina. Ny Lalao Olimpika dia fifaninanana amin'ny taranja ara-panatanjahan-tena maro dia maro. Ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpikan'ny fahavaratra tahaky ny Lalao Olimpikan'ny ririnina dia efa-taona ; fa ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpika (fahavaratra-ririnina na ririnina-fahavaratra) dia roa taona.

Ny Lalao Olimpika tamin'ny voalohany dia noforonin'ny foko grika ao Eoropa tamin'ny Andro Taloha tamin'ny taonjato fahavalo hatramin'ny nandraràna azy tamin'ny taonjato fahadimy. I Pierre de Coubertin, mpamorona ny KOI (CIO) no namorona ny Lalao Olimpika maoderina tamin'ny 1896.

Jereo koa

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka lalao ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.