Teny nibeazana: Fahasamihafan'ny versiona
Aucun résumé des modifications |
k Jagwar a déplacé la page Fiteny nibeazana vers Teny nibeazana par-dessus une redirection |
(Tsy misy mahasamihafa)
|
Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Aogositra 2012 à 11:54
Ny teny nibeazana, izay lazaina ihany koa fa fitenin-dreny na tenin-dreny, dia ny fiteny voalohany ianaran'ny ankizy. Amin'ny tranga sasany, rehefa samihafa ny fitenin'ireo raiamandreny izay manabe ilay zaza, dia afaka mamehy ireo teny ireo miaraka ilay zaza. Ary azo lazaina fa teny nibeazany daholo ireo teny roa ireo.