Afrika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
RedBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: chy:Mo'hetaneho'e
RedBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2) (Rôbô Nanova: haw:ʻApelika
Andalana faha-90: Andalana faha-90:
[[ha:Afirka]]
[[ha:Afirka]]
[[hak:Fî-chû]]
[[hak:Fî-chû]]
[[haw:‘Apelika]]
[[haw:ʻApelika]]
[[he:אפריקה]]
[[he:אפריקה]]
[[hi:अफ़्रीका]]
[[hi:अफ़्रीका]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Aogositra 2012 à 08:49

I Afrika dia kaontinanta iray manana velarantany 30 221 532 kilometatra efa-mira miaraka amin'ny nosy manodidina azy. Ny velarantaniny dia 20,3%-n'ny velarantany tontalin'ny tany ary 6%-n'ny velarantany tontaly. Mahatratra hatramin'ny iray lavitrisa ny isan'ny mponina ao aminy tamin'ny taona 2010, izany dia 16,14%-n'ny mponina erak'izao tontolo izao. I Afrika dia voafaritry ny Ranomasina Mediteranea any avaratra, ny Lakandranon'i Suez sy ny Ranomasina Mena any avaratra andrefana, ny Ranomasimbe Indiana any atsinanana ary ny Ranomasimbe Atlantika any andrefana. I Afrika dia manana firenena 48 miaraka amin'i Madagasikara ary 53 miaraka amin'ny tamba-nosy rehetra.

Miampitan' Afrika ny Fehintany ary betsaka ny toe-tany ananany : miovaova any avaratra, mafana ary tsindraindray isian'ny tanimaty eo amin'ny trôpika roa miampita azy koa ary mafana ary manorana manodidon'ny Fehintany.

Jeopolitika

Ny firenena mivelatra indrindra any Afrika dia ny Sodana manana velarantany 2,50 tapitrisa kilometatra efa-mira. Ary ny firenena kely indrindra dia ny tambanosin'i Seisela 1 300 kilometatra any avaratr'i Madagasikara.

Endrika:Kontinanta

Endrika:Link GA ak:Afrika