Firenena Mikambana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô Nanova: se:Ovttastuvvan našuvnnat
MahdiBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: tl:Mga Nagkakaisang Bansa
Andalana faha-176: Andalana faha-176:
[[th:สหประชาชาติ]]
[[th:สหประชาชาติ]]
[[tk:Birleşen Milletler Guramasy]]
[[tk:Birleşen Milletler Guramasy]]
[[tl:United Nations]]
[[tl:Mga Nagkakaisang Bansa]]
[[tr:Birleşmiş Milletler]]
[[tr:Birleşmiş Milletler]]
[[tt:Берләшкән Милләтләр Оешмасы]]
[[tt:Берләшкән Милләтләр Оешмасы]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Jolay 2012 à 18:07

Ny Sainan'ny Firenena Mikambana
Ny evan'ny FM

Ny Firenena Mikambana (FM) dia fikambanana iraisam-pirenena lehibe.

Ny firenena Mpikamban'ny Firenena Mikambana

Ao amin'ny firenena mikambana ny firenena rehetra (afatsy ny firenena sy faritany tsy manam-pahaleovantena sasany) eto an-tany. Misaraka amin'ny firenena mpikambana, ny tanjony dia mitazona ny fandriampahalemana manerana ny tany. Ny tanjony dia manamora ny fiaraha-miasa amin'ny lafin'ny zo iraisam-pirenena, ny fiarovana iraisam-pirenena, ny fivoarana ara-toe-karena, ny fivoarana ara-tsôsialy, ary ny Zon' olombelona. Ny FM dia voaforona tamin'ny 1945 mba hanolo ny Fikambanan'ny firenena (SDN) tsy nanao ny asany noho ny Ady Lehibe Faharoa.

Ny Lapan'ny Firenena Mikambana any Genève, Soisa

Tamin'ny 2008, firenena 192 no mpikamban'ny FM, saika ny firenena rehetra fantatra eto an-tany. Avy eo amin'ny sezany eo amina tany iraisam-pirenen'ny tanànan'ny New York any Etazonia. Ny FM sy ny masoivoho manokana anaty firenena hafa.

Ny FM dia manana teny ofisialy enina : ny teny arabo, ny teny sinoa (mandarina) ny teny anglisy, ny teny frantsay, ny teny rosy ary ny teny espaniola.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Endrika:Lien BA