Empira Rômana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: io:Romana Imperio |
k r2.7.2+) (Rôbô Nanampy: dsb:Romski imperium |
||
Andalana faha-41: | Andalana faha-41: | ||
[[de:Römische Kaiserzeit]] |
[[de:Römische Kaiserzeit]] |
||
[[diq:İmparatoriya Roma]] |
[[diq:İmparatoriya Roma]] |
||
[[dsb:Romski imperium]] |
|||
[[el:Ρωμαϊκή Αυτοκρατορία]] |
[[el:Ρωμαϊκή Αυτοκρατορία]] |
||
[[en:Roman Empire]] |
[[en:Roman Empire]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Jiona 2012 à 12:19
Amin'ilay laharam-piovan'ilay sivilization ny Roma Antika ny Empira Romana. Governemanta aotôkratika ilay izy. Ny Empira Romana nanarakan'ny Repoblika Romana (509 AJK - 27 AJK) antitra (misy 500 taona ny repoblika no teo) sady reraka amin'ny ady ny Marius sy Sylla sy ny ady ny Pompee sy Marcus Brutus sy Julius Caesar, misy daty roa afaka tadidiana amin'ilay fifindrana rejima : Ny fandresen'ny Caius Octavius Thurinus tamin'ny ady ny Actium tamin'ny 2 Septambra 31 AJK na tamin'ny faha Imperataoro ny Imperator Caesar Divi Filius Augustus tamin'ny 16 janoary 27 AJK.
Ny teny Latina Imperium Romanum anatin'io ny teny Imperium miteny tany zanatany Romana, hatramin'ny andro ny Augustus hatramin'ny Fahalatsahan'ny Empira Romana Andrefana.