Tantaran' i Alemaina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rubinbot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.5.4) (Rôbô Nanova: az:Almaniya tarixi
AvocatoBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: io:Historio di Germania
Andalana faha-77: Andalana faha-77:
[[hu:Németország történelme]]
[[hu:Németország történelme]]
[[id:Sejarah Jerman]]
[[id:Sejarah Jerman]]
[[io:Historio di Germania]]
[[it:Storia della Germania]]
[[it:Storia della Germania]]
[[ja:ドイツの歴史]]
[[ja:ドイツの歴史]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Mey 2012 à 12:27

Ilay teny Deutschland no manomehan'ilay tantara lava an'ilay firenena. Nisy tamin'ny vohalohany ilay teny thiuda midika "mponina" ; thiudisk ny mpamaritra anarana azy. Nisoloin'i Romana ilay teny thiudisk nivadika Theodischus dia aveo Teudischus. Nivadika Diutisca izy tamin'ilay teny alemana taloha. Nivadika todesche izy amin'ny teny frantsay dia aveo indray koa nivadika tudesque. Ny teny italiany miteny tedesco rehefa resaka alemana

Ny Jermania

Ny Fanjakana Franka

Ny Fivelarana Jermanika

Ny Fanjakan'ny Sarlemana

Alemaina tamin'ny taona mily

Avy eo amin'ny Empira Masina hatramin'ny printsipaotia

Ny lingoistika sy ny soratra latina nampiseo an-tsika hoe ny mponina Jermana efa nisy tamin'ny andron'ny romana. Fa ny mpitantara dia miteny eny rehefa miresaka momban'ny fiavin'ny atny alemana tamin'ny Partage de Verdun tamin'ny taona 843. Nahazo i Louis le Germanique tamin'io traité io ny Francie Orientale. Avy amin'ny Francie Orientale no nisy ny Empira Jermanika Masina voaforon'i Otton I Le Grand (936-973). Ao anatin'io tany io, misy ny Alemaina, Ny Italia sy ny Borgônia.

Tamin'ny fiforonan'azy, voatoan'ny fahakelezan'ny trano fianarana eo ambon'io ny mpitondra afaka manampetrakan'ny filaminana, sy ny fahakelezan'ny vola mihiditra, satria ny mpitondra tsy manana an'ilay tany ny Empira Jermanika mba andohan'ny pôlitika-ny. Ny fifidianan'ny mpitondra ataon'ny Printsy mpifidy manakely ny hasin-ny. Makany Roma ilay mpitondra mba anometrahan'ny papa fehibory izy.

Tamin'ny taonjato faha 13, be raharaha italiany loatra i Frederika II, ka navelany ny fitondrana sy ny fanaraha-maso ao anatin'ny printsipaotia ekleziatika alemana ary dia avelany ny silakan'izy ireo anatin'ny printsipaotia lahika. Tsy misy fitondrana imperialy ny Alemaina tamin'io fotoana io.

Ny andro môderna

Ny reforma

Ny andron'ny Habsbourg

Ady relijiosy

Fifafan'ny Empira Masina

Ady naharitra 30 taona

Revolusiona Frantsay

Ny Fisolona ny taonjato faha 19

Ny Alemaina lasa iray

Jereo Koa/Amboary

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.