Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: dsb:Demokratiska republika Kongo |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-47: | Andalana faha-47: | ||
|}} |
|}} |
||
Ny '''Repoblika Demokratikan'i Kongo''' dia [[firenena]] any [[afrika |
Ny '''Repoblika Demokratikan'i Kongo''' dia [[firenena]] any [[afrika afovoany]]. Izy ny firenena afrikanina ngeza indrindra eo aorian'i [[Sudan]] sy [[Aljeria]] ; izy koa ny firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra any afrika afovoany. Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny Francophonie eo alohan'i la[[frantsa]]. Hiantsoana azy koa ny hoe Kongo-Kinshasa mba tsy hifangaro amin'i Kongo-Brazzaville. Kinshasa no renivohiny, avy eo ny avian'ilay anarana hoe Kongo-Kinshasa. Zaira koa ny anaran'io firenena io tamin'ny [[1971]] hatramin'i [[1997]], teo izy niova ''Repoblika Demokratikan'i Kongo''. |
||
[[Sokajy:Firenena]] |
[[Sokajy:Firenena]] |
||
[[Sokajy:Firenena Afrikanina]] |
|||
[[ace:Republik Demokratik Kongo]] |
[[ace:Republik Demokratik Kongo]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 16 Mey 2012 à 21:38
République démocratique du Congo ((fr)) | |||||
Repubilika ya Kongo Demokratiki kg | |||||
Jamhuri ya Kidemokrasia ya Kongo sw | |||||
Republiki ya Kongó Demokratiki ln | |||||
Ditunga dia Kongu wa Mungalaata lua | |||||
Repoblika Demokratikan'i Kongo ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : « Justice, Paix et Travail » | |||||
Teny ofisialy | Français (le lingala, le kikongo, le swahili et le tchiluba ont le statut de langues nationales) | ||||
Renivohitra | Kinshasa 4° 24' S, 15° 24' E | ||||
Plus grande ville | Kinshasa | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Mpiray ministra |
Repoblika Joseph Kabila Adolphe Muzito | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 12 2 345 000 km² 3,3 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 18 66 514 504 mpo. 27 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Kongolezy | ||||
Sandam-bola | Franc Kongolezy (CDF )
| ||||
Faritr'ora | UTC +1 et +2 | ||||
Hiram-pirenena | Debout Congolais | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+243
|
Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo dia firenena any afrika afovoany. Izy ny firenena afrikanina ngeza indrindra eo aorian'i Sudan sy Aljeria ; izy koa ny firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra any afrika afovoany. Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny Francophonie eo alohan'i lafrantsa. Hiantsoana azy koa ny hoe Kongo-Kinshasa mba tsy hifangaro amin'i Kongo-Brazzaville. Kinshasa no renivohiny, avy eo ny avian'ilay anarana hoe Kongo-Kinshasa. Zaira koa ny anaran'io firenena io tamin'ny 1971 hatramin'i 1997, teo izy niova Repoblika Demokratikan'i Kongo.