Flip-flop: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
fanitsiana tsipelina
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: fr:Bascule; changement de type cosmétique
Andalana faha-13: Andalana faha-13:
=== Flip-flop RS ===
=== Flip-flop RS ===


[[sary:BasculeRS.png|thumb|115px|sarina flip-flop RS]]
[[Sary:BasculeRS.png|thumb|115px|sarina flip-flop RS]]


* <tt>S</tt> (''Set'') : mpanova 1
* <tt>S</tt> (''Set'') : mpanova 1
Andalana faha-35: Andalana faha-35:
=== Flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR ===
=== Flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR ===


[[sary:BasculeRS.png|thumb|115px|sarina flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR]]
[[Sary:BasculeRS.png|thumb|115px|sarina flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR]]


* <tt>S</tt> (''Set'') : mpanova 1
* <tt>S</tt> (''Set'') : mpanova 1
Andalana faha-79: Andalana faha-79:
{{vangovango}}
{{vangovango}}


[[sokajy:elektronika]]
[[Sokajy:elektronika]]


[[ar:قلاب (توضيح)]]
[[ar:قلاب (توضيح)]]
Andalana faha-91: Andalana faha-91:
[[es:Biestable]]
[[es:Biestable]]
[[fi:Kiikku (tietokonetekniikka)]]
[[fi:Kiikku (tietokonetekniikka)]]
[[fr:Bascule]]
[[he:פליפ פלופ]]
[[he:פליפ פלופ]]
[[hr:Bistabil]]
[[hr:Bistabil]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 9 Desambra 2009 à 20:40

Ny flip-flop na « bascule » amin'ny fiteny frantsay, dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy misy aratra mande) na 1 (misy aratra mande). Miova arakaraky ny fidirana ny aratra mivoaka.

Ny mahasamihafa ny flip-flop dia izareo mitazona ny toetrany rehefa tsy misy aratra miditra. Tsy ohatry ny varavarana AND, OR, XOR sns.). Rehefa mampiasa flip-flop, miresaka lojika sekansialy (logique séquentielle).

Fototry ny lojika sekansialy ny flip-flop. Satria rehefa manao olik'aratra amin'ny flip-flop, afaka manao mpanisa, rejistra, rejistra misy elanelana sy tahiry.

Ny flip-flop sasany, ampiasaina amin'ny sistema sinkrona (synchrone), dia manana fidirana ho an'ny quartz na famataranandro (soratana « C » avy amin'ny « clock »). Noho izany dia misy ny flip-flop sinkrona sy flip-flop asinkrona.

Misy karazana flip-flop maromaro : ny flip-flop RS, D (« latch »), ary RSH; asynchrone ny fomba fandehanany. Misy koa karazana flip-flop : D, JK ary T; ny fomba fandehanany dia asinkrona (asynchrone).

Ny flip-flop asinkrona

Flip-flop RS

sarina flip-flop RS
  • S (Set) : mpanova 1
  • R (Reset) : mpamerina 0
  • q : fivoahana
  •  : fivoahana mivadika
S R q dinika
0 0 qn-1 n-1 fitehizirana
0 1 0 1 miverina 0
1 0 1 0 miova 1
1 1 0 0 toetra manokana

Flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR

sarina flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR
  • S (Set) : mpanova 1
  • R (Reset) : mpamerina 0
  • q : fivoahana
  •  : fivoahana mivadika
q dinika
0 0 1 1 toetra manokana
0 1 0 1 miverina 0
1 0 1 0 miova 1
1 1 q fitehirizana

Latch

Mitovy amin'ny flip-flop D ny latch amin'ny lafin'ny fidirana (manana roa tahaka ny flip-flop D izy), saingy samihafa ny fomba fandehanany.

  • Rehefa 0 ny H, mitazona ny toetrany ilay fivoahana, na inona na inona ny aratra misy amin'ny D;
  • Rehefa lasa 1 ny C, mitovy amin'ny toetran'ny D ny fivoahana.
  • Mandika ny fidirana D ny fivoahana Q rehefa mande ny famataranandro C
  • q sy ny fivoahana, tsy maintsy samihafa foana ny toetran'izy ireo.
  • Q ny toetra alohan'ny fiovana
  • D ny toetra apetraka amin'ny fidirana D
  • X dia toetra 0 na 1
D C (CLK) q dinika
d 1 d mandika ny fidirana D ny Q
X 0 q fitehirizana


Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.