Flip-flop: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Page créée avec « Ny '''flip-flop''' na « bascule » amin'ny fiteny frantsay, dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy mis... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7: Andalana faha-7:
Ny flip-flop sasany, ampiasaina amin'ny sistema sinkrona (synchrone), dia manana fidirana ho an'ny quartz na famataranandro (soratana « C » avy amin'ny « clock »). Noho izany dia misy ny flip-flop miaraka sy flip-flop tsy miaraka.

Misy karazana flip-flop maromaro : ny flip-flop RS, D (« latch »), ary RSH; asynchrone ny fomba fandehanany. Misy koa karazana flip-flop : D, JK ary T; ny fomba fandehanany dia asikrona (asynchrone).
Misy karazana flip-flop maromaro : ny flip-flop RS, D (« latch »), ary RSH; asynchrone ny fomba fandehanany. Misy koa karazana flip-flop : D, JK ary T; ny fomba fandehanany dia asinkrona (asynchrone).

== Ny flip-flop asinkrona ==
== Ny flip-flop asinkrona ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 9 Desambra 2009 à 15:03

Ny flip-flop na « bascule » amin'ny fiteny frantsay, dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy misy aratra mande) na 1 (misy aratra mandeha). Miova arakaraky ny fidirana ny aratra mivoaka.

Ny mahasamihafa ny flip-flop dia izareo mitazona ny toetrany rehefa tsy misy aratra miditra. Tsy ohatry ny varavarana AND, OR, XOR sns.). Rehefa mampiasa flip-flop, miresaka lojika sekansialy (logique séquentielle).

Fototry ny lojika sekansialy ny flip-flop. Satria rehefa manao olik'aratra amin'ny flip-flop, afaka manao mpanisa, rejistra, rejistra misy elanelana sy tahiry.

Ny flip-flop sasany, ampiasaina amin'ny sistema sinkrona (synchrone), dia manana fidirana ho an'ny quartz na famataranandro (soratana « C » avy amin'ny « clock »). Noho izany dia misy ny flip-flop miaraka sy flip-flop tsy miaraka.

Misy karazana flip-flop maromaro : ny flip-flop RS, D (« latch »), ary RSH; asynchrone ny fomba fandehanany. Misy koa karazana flip-flop : D, JK ary T; ny fomba fandehanany dia asinkrona (asynchrone).

Ny flip-flop asinkrona

Flip-flop RS

sarina flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR
  • S (Set) : mpanova 1
  • R (Reset) : mpamerina 0
  • q : fivoahana
  •  : fivoahana mivadika
S R q dinika
0 0 qn-1 n-1 fitehizirana
0 1 0 1 miverina 0
1 0 1 0 miova 1
1 1 0 0 toetra manokana
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.