Twitter: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
AvocatoBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: ru:Twitter
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Twitter''' dia tranonkala fanaovana microblogging hahafahano miraza ny zavatra ataonao eo amin'ny [[Aterineto]]. Lasa fitaovana fifandraisana ary fifankahafantarana izy io taty aoriana.
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
{{vangovango|internet|informatika}}


Fahafahan'ny mpiampiasa azy mandefa ny anbtsoina hoe "tweet" izay azo alefa na amin'ny alalan'ny SMS na amin'ny alalan'ny resaka mivantana, ny tranonkala twitter. Lohavy 140 no halavan'ny hafatra farafahabetsany.
Ny twitter dia fitaovana iray hizaràna amin'ny alalan'ny [[internet]] ny zavatra ataonao. Nanjary fitaovana fifandraisana sy fifankahafantarana izy io taty aoriana.

I [[Jack Dorsey]] no namorona an'i Twitter tamin'ny Martsa 2006, ary nalefany tamin'ny volana Jolay ilay izy. Vetivety ilay tranonkala dia nalaza, ary 300 tapitrisa no isan'ireo mpampiasa an'i Twitter tamin'ny 2011.


=== Rohy hafa ===
=== Rohy hafa ===

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Aprily 2012 à 14:40

Ny Twitter dia tranonkala fanaovana microblogging hahafahano miraza ny zavatra ataonao eo amin'ny Aterineto. Lasa fitaovana fifandraisana ary fifankahafantarana izy io taty aoriana.

Fahafahan'ny mpiampiasa azy mandefa ny anbtsoina hoe "tweet" izay azo alefa na amin'ny alalan'ny SMS na amin'ny alalan'ny resaka mivantana, ny tranonkala twitter. Lohavy 140 no halavan'ny hafatra farafahabetsany.

I Jack Dorsey no namorona an'i Twitter tamin'ny Martsa 2006, ary nalefany tamin'ny volana Jolay ilay izy. Vetivety ilay tranonkala dia nalaza, ary 300 tapitrisa no isan'ireo mpampiasa an'i Twitter tamin'ny 2011.

Rohy hafa