Vy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: or:ଲୌହ
AvocatoBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: chr:ᏔᎷᎩᏍᎩ
Andalana faha-26: Andalana faha-26:
[[bs:Željezo]]
[[bs:Željezo]]
[[ca:Ferro]]
[[ca:Ferro]]
[[chr:ᏔᎷᎩᏍᎩ]]
[[co:Ferru]]
[[co:Ferru]]
[[cs:Železo]]
[[cs:Železo]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Martsa 2012 à 12:23

Petra-by ao amina ozinina sideriorjika

Ny vy dia zavatra simika, manana eva Fe ary manana isa atômika 26. Io no zavatra ferômanetika tena fantatra ary tena hita matetika indrindra amin'ny fiainana mandavanandro. Ny vy tsotra dia metaly malemy (mbola malemy nohon'ny viraty), fa raha asiana lotondoto kely fotsiny izy (roa na telo isan-jaton'ny lanja tontaliny), dia lasa mafimafy kokoa : raha afangaro amin'ny metaly hafa izy na amin'ny karbonina, dia lasa mbola mafy be nohon'ny vy madio izy.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.