Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Netfan (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana no manova ny takelaka eto amin'ny wikipedia.
Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.


Afaka manova takalaka daholo ny mpikambana rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory. Ampahazoto-nay manoratra eto ianao ra hitondra zava-tsoa (takelaka tsara <sub>{{'|au top}}</sub>) eto amin'ity wiki ity.
Afaka manova takalaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara <sub>{{'|au top}}</sub>) eto amin'ity wikipedia ity.


Mandehana any amin'ny {{w|bistro}} rehefa manana fanontaniana manokana, na antsoy ny {{w|mpandrindra}} eto amin'ny wikipedia.
Mandehana any amin'ny {{w|bistro}} rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny {{w|mpandrindra}} eto amin'ny wikipedia.


== {{h|Ahoana no manova takelaka}} ==
== {{h|Ahoana no manova takelaka}} ==


Afaka ovain'ny {{'|internaute}} ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io ny foto-pandehanany. Afaka ovain'ny mpitsidika daholo ny pejy mba hanatsara azy<ref>Fa tsy afaka ovaina ny pejy manokana, na pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba</ref>. Na dia tsy nanokatra kaonty aza. Afaka mampiasa ny {{w|Kianjam-pasika}} ianao rehefa manandrana ny syntaxe wiki na mampiasa ny [[special:mypage|pejinao]].
Afaka ovain'ny {{'|internaute}} avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony<ref>Tsy afaka ovaina ny pejy manokana sy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba</ref>. Afaka ampiasaina ny {{w|Kianjam-pasika}} rehefa manandrana ny syntaxe wiki ; Azo ampiasaina ihany koa ny [[special:mypage/kianjam-pasika|pejinao]] raha tianao.


┌────────────────────────────────────────────────────────────────────────┐
┌────────────────────────────────────────────────────────────────────────┐
Andalana faha-21: Andalana faha-21:
[[sary:Aide-modifier-monobook.png|thumb|220px|Modifier = Ovao|right]]
[[sary:Aide-modifier-monobook.png|thumb|220px|Modifier = Ovao|right]]


Rehefa te hanova takelaka/pejy eto amin'ny wikipedia, mandehana any amin'ilay pejy dia tsindrio ilay ''onglet'' '''[ Ovao ]'''.
Rehefa te-hanova lahatsoratra/pejy eto amin'ny wikipedia, mandehana any amin'ilay pejy dia tsindrio ilay ''onglet'' '''[ Ovao ]'''.


=== Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy ===
=== Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy ===
[[Sary:Aide-modifier-section.png|140px|modifier = Ovay|right]]
[[Sary:Aide-modifier-section.png|140px|modifier = Ovay|right]]


Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany no tianao ovaina. <br>
Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina. <br>


Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ao ny manova ny lahatsoratra misy ao : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao ao fa misy soratra ortra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io ny manao mise en forme ny lahatsoratrao.
Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io ny manao mise en forme ny lahatsoratrao.


Hitanao eo ambon'ny ''varavarankely'' ny fanovàna fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.
Hitanao eo ambon'ny ''toerana anoratana'' fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.


==== Mampiseho ny fanovany ====
==== Mampiseho ny fanovany ====
Andalana faha-36: Andalana faha-36:
[[Sary:Wikimodif.gif|400px|right]]
[[Sary:Wikimodif.gif|400px|right]]


Tsara ampiasaina ny anjara asa (fonction) ''Asehoy aloha'' aloha ny mitahiry ny lahatsoratra.
Tsara ampiasaina ny anjara asa (fonction) ''"Asehoy aloha"'' aloha ny mitahiry ny lahatsoratra mba hanamora ny asa ny mpandrindra mitsidika ny fanovananao


== Tsiahy ==
== Tsiahy ==
{{ref}}
<small><references/></small>

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Septambra 2009 à 16:27

Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.

Afaka manova takalaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara « au top ») eto amin'ity wikipedia ity.

Mandehana any amin'ny bistro rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny mpandrindra eto amin'ny wikipedia.

Afaka ovain'ny « internaute » avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony[1]. Afaka ampiasaina ny Kianjam-pasika rehefa manandrana ny syntaxe wiki ; Azo ampiasaina ihany koa ny pejinao raha tianao.

 ┌────────────────────────────────────────────────────────────────────────┐
 │ Lahatsoratra - Dinika - Ovay   - Tantara  ...  ...        
 ├───────────────────────── ^ ──────────── ^ ─────────────────────────────┤
 │        Afaka manova ny         │ Afaka manaraka ny      │
 │     Takelaka rehetra ianao        │  fanovàna rehetra ianao      │
 ├────────────────────────────────────────────────────────────────────────┤
 └────────────────────────────────────────────────────────────────────────┘

Tsindrio ny rohy [ Ovao ]

Modifier = Ovao

Rehefa te-hanova lahatsoratra/pejy eto amin'ny wikipedia, mandehana any amin'ilay pejy dia tsindrio ilay onglet [ Ovao ].

Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy

modifier = Ovay
modifier = Ovay

Afaka manindry ny rohy [ ovay ] eo amin'ny fizaràna (section) koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina.

Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny , ', [[ na ]]. Io ny syntaxe wikipedia, io ny manao mise en forme ny lahatsoratrao.

Hitanao eo ambon'ny toerana anoratana fa misy barre d'outils manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : Soratra matavy, Sora-mandry, rohy lohateny sns.

Mampiseho ny fanovany

Tsara ampiasaina ny anjara asa (fonction) "Asehoy aloha" aloha ny mitahiry ny lahatsoratra mba hanamora ny asa ny mpandrindra mitsidika ny fanovananao

Tsiahy

  1. Tsy afaka ovaina ny pejy manokana sy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba